Tononkalo
Ny tononkalo dia karazan-dahabolana na lahatsoratra natao andalana mifanarakaraka misy ngadona sy firindrana ary fitsipika mifehy ny fiafaran' ny andalana tsirairay mbamin' ny fomba hahakanto azy sady miompana amin' ny lohahevitra iray no natao hiantefa amin' ny saina sy ny fihetseham-po.
Ny tononkalo dia karazan-dahabolana na lahatsoratra natao andalana mifanarakaraka (na mifanaingintaingina) misy ngadona sy firindrana ary fitsipika mifehy ny fiafaran' ny andalana tsirairay mbamin' ny fomba hahakanto azy sady miompana amin' ny lohahevitra iray no natao hiantefa amin' ny saina sy ny fihetseham-po.
Rohy samihafa
- http://pouemes.free.fr/traduction-afrique/poeme-malgache.htm: Tononkalo malagasy
- http://serasera.org/vetso : Toerana hanangonana tononkalo
- http://havatsa.upem.frantsa.org Archived Martsa 13, 2012 at the Wayback Machine : Takelaky ny havatsa ao Frantsa
- http://www.haisoratra.org : Takelaka momba ny haisoratra Malagasy (taloha sy ankehitriny)
- http://poetawebs.e-monsite.com/ : Tranonkala mampifandray ny poeta sy ny mpakafy poezia malagasy
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Tononkalo, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 3.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.