Tondroavaratra

Ny tondroavaratra dia fitaovana entina mamantatra ny avaratra, izay ampiasaina indrindra amin' ny fifamoivoizana an-dranoamasina, ahitana fanjaitra misy hetin' andriamby izay mitodika manaraka ny sahan' andriambin' ny Tany.

Manondro mandrakariva ny avaratr' andriamby izy, dia ilay avaratra tsy mitovy amin' ny tendron-tany avaratra ara-jeôgrafia. Misy noho izany ny zorom-pahasamihafan' ireo tendro roa ireo, izay atao hoe fihilana arak' andriamby.

Tondroavaratra
Tondroavaratra

Tags:

AvaratraTany

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Pistisy SôfiaRay aman-drenyCambon-et-SalverguesJames McDivittViktor SkrypnykTrygve LieTononkaloVahid HalilhodžićDoalisma (finoana)Jeanne d'ArcNorroy-lès-Pont-à-MoussonJiosy araboFivavahana eto MadagasikaraEpistily ho an' ny HebreoFamadihanaAngatra (aretina)Mari-panaFiteny gbeBoissey, AinIndôneziaMpisolo toerana (fitsipiteny)1910Fahatorontoronina tsy azon-kelokaLôtaWisconsin1899Stuart Chase4 OktobraServiès-en-Val7 Jona1089IbitingaDemôkrasiaFanahy Masina (kristianisma)Lee David ZlotoffVavakaRodomeArbusignyFilôzôfiaRoger B. ChaffeeApôkalipsin' i JoanyArchie W. StraitonAmbohidrabibyTsitsi DangarembgaFanjakan' Imerina1680Sampy (malagasy)Fiteny anglisyLudwig WittgensteinRepoblika Demôkratika MalagasyGuelphLewis RickinsonBokin' i MôrmônaISO 3166-1Beautot(3089) OujianquanPaddingtonForcelles-Saint-GorgonAntankaranaPoopy4 JonaMicrosoft WindowsChâtres, DordogneSonyNur, IranPascagoula, MississippiJingdezhenLuis E. EchávarriAljeriaAndriamasinavalonaRanavalona IIIJesoa🡆 More