Volana Hebreo Tisry

Ny Tisry dia volana fahafito ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana voalohany kosa ivelan'ny fivavahana.

Amin'ny teny hebreo dia atao hoe תִּשְׁרֵי / Tishré na תִּשְׁרִי / Tishrí io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Septambra sy Oktobra ka misy 30 andro. Talohan'ny fahababoana tany Babilona dia atao hoe Etanima (hebreo: אֵתָנִים / Ethanim) araka ny hita ao amin'ny Baiboly, ao amin'ny Boky voalohan'ny Mpanjaka (1Mpan. 8.2).

Jereo koa

Tags:

BaibolyBoky voalohan'ny MpanjakaEtanima (volana hebreo)Fahababoana tany BabilonaFiteny hebreo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Hypertext Markup LanguageIndiaEôna (gnôstisisma)FrantsaSinôgramaThabo MbekiAndrianampoinimerinaÔfitaApôkalipsy Gnôstikan' i PeteraDistrikan' i SambavaFanalana faditraFianakaviam-pitenyTorovintanaFaritra SofiaKanto1971(105416) 2000 QY161Famoronana (finoana sy fedrà)FFiarakodiaJoroTohu wa-BohuÔlimpôsy (Torkia)Régis Rajemisa RaolisonFiarahamoninaBritaina LehibeKilamba-KiaxiVirjinia28 MartsaFaritany eto MadagasikaraFameno (fitsipiteny)Fiainana ara-panahyFiteny estônianaFiteny antefasyHerinaratraFiteny masikoroÔseaniaEorôpa AndrefanaBoky ara-tantara (Baiboly)KômôroQFanahy Masina (kristianisma)MpampiankinaFoko eto Madagasikara(101120) 1998 RO53(103906) 2000 DJ58Fiangonana zandrinyAlika1973SakafoBernard Renau d'EliçagarayAFanambadianaTovana (fitsipiteny)WuhanAbu Mansur al-BaghdadiTongotraMartin CooperRabibyTantaraPôlitikaPatrick EbertFamelabelarana faharoa ny amin' ny Seta LehibeAsa AkiraArthur C. ClarkeAlakaosy19 AogositraEmirata Arabo Mitambatra🡆 More