Teny malagasy ôfisialy
Ny teny malagasy ôfisialy dia endriky ny fiteny malagasy natao hifandraisan' ny mponina amin' ny faritra rehetra eto Madagasikara sy natao hanononana sy hanoratana ny raharaham-panjakana amin' ny teny malagasy.
Ny teny malagasy ôfisialy dia endriky ny fiteny malagasy natao hifandraisan' ny mponina amin' ny faritra rehetra eto Madagasikara sy natao hanononana sy hanoratana ny raharaham-panjakana amin' ny teny malagasy. Izy io dia teny manana ny maha izy azy ary tena manan-danja, ka ny mpanoratra, ny mpikabary sns no tena mpampiasa azy io, ary ny ankamaroan' ireo boky natonta hatramin' izay dia amin' ny teny malagasy ôfisialy avokoa.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Teny malagasy ôfisialy, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 3.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.