Taratasy Zozoro

Ny taratasy zozoro na papirosy na papiry dia taratasy fanoratana azo avy amin' ny fikarakarana ny tahon' ny zavamaniry iray izay karazana zozoro (Cyperus papyrus).

Ny anarana hoe papirosy na papiry dia avy amin' ny teny grika hoe πάπυρος / papyros, izay atao amin' ny teny latina hoe papyrum na papyrus. Efa tany amin' ny 5 000 taona lasa tany no nahitan' ny olona ny fomba fanamboarana ny taratasy zozoro ary nampiasa azy io ny Egiptiana taloha sy ny mponina manodidina ny Ranomasina Mediteranea taloha.

Taratasy Zozoro
Ny Bokin' ny Maty egiptiana, vita amin' ny taratasy zozoro.
Taratasy Zozoro
Cyperus papyrus

Tags:

Ejipta tamin'ny Andro TalohaFiteny latinaRanomasina MediteraneaTeny grikaZozoro

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Evanjely miafin' i JoanySôlômônaFanjanahantanyEpikan' i GilgamesaAlakaraboTobilehibeSikidy malagasySun Yat-senAriaryBokin' i IsaiaISO 3166-1MorondavaFitiavanaVolamakaAndriamandisoarivoApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyBaskin-RobbinsHypertext Markup LanguageRoberto VaccaFiteny jeôrjianaFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraAdy an-tranoImanoelaVazimbaTsy feteza-matyGoogleMpandrindra milinaKabary tera-baoWayback MachineBokin' ny MakabeoRangitaZavaboaryAnjelyFilazantsara araka an' i MarkaVaryTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaTokyoRafitra fitantanana votoatinyAmerika LatinaEndrika araka anjara asaFiteny anglisyFanonganam-panjakanaTovona (fitsipiteny)Tendrontany AvaratraFivavahan-drazana malagasySihanakaFanambadianaRano1997MadagasikaraVoahangyBokin' i EzekielaKhadija al-SalamiFanambaràna ny hevitry ny nofyFandikan-tenyShanghaiAntemoroSamuel RatanyISO 4217Evanjelin' ny Roa ambin' ny foloShiqiApôkrifan' i JoanyNew YorkAbidy araboFamadihanaDrônaKabary am-panambadianaZafisoro74Abidy🡆 More