Tany Masina

Tany Masina no iantsoan' ny Kristiana an' i Palestina, izay faritra nahaterahan' i Jesoa Kristy sy nonenany, ka i Jerosalema, izay toerana nahafatesany sy nitsanganany ho velona, araka ny finoan' ny Kristiana, no omena lanjany manokana amin' izany.

Ny narana hoe אֶרֶץ הַקוֹדֵשׁ / Eretz HaKodesh ("Tany Masina") dia tsy ampiasain'ny Jiosy hilazany an' i Palestina, fa ny hoe "Tanin' i Israely" no safidin' izy ireo, na dia ekeny ny maha tany masina an' i Israely, ary indray mandeha ny Tanakh, ao amin' ny Bokin' i Zakaria (Zak. 2.16) no miresaka ny amin' ny Tany Masina . Ny hoe "Tany Masina" dia hita indroa ao amin' ireo boky deoterôkanônika, dia ao amin' ny Fahendren' i Salômôna (Fahendrena, 12.3) sy ny ao amin' ny Boky faharoan' ny Makabeo (2Makabeo 1.7).

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Fitsanganan' i Jesoa ho velonaJerosalema (Andro Taloha)JesoaPalestina (faritra)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Lozan' ny fananana iombonanaOperaIsam-poninaMusianOlombelonaAzia andrefanaBaolina kitraMeyMontanaAveloKameronaMadagasikara zanatany frantsayUAntananarivoHindoismaBatismaFamoronana (finoana sy fedrà)Fanandroana malagasyFiainana aorian' ny fahafatesanaAfrika AfovoanyKor'anyDemôkrasiaFiteny espaniôlaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika1974Radama IIFisoronana sy fanalana vintanaFiraisana ara-nofoNikodaSeleokosy IWikiFanandevozanaBokin' i DanielaAndôraDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)1927Mpandrindra milinaJibotỳFahefana Avon' ny TetezamitaSan FranciscoRepoblika Demokratika MalagasyFanahin' ny vatanaFisaraham-pahefanaZakaAbelaRivodozaFanambadianaOtrikaretina14172003TrombaBretagne-d'ArmagnacAotrisyBetelaKônfesyTFiangonana kalkedôniana2006Fanekem-pinoana apôstôlikaVikingy (vahoaka)Seha-pihariana faharoaSamuel RatanyFahababoana tany Babilôna5 AprilyRômaNy Avana Ramanantoanina1997ZezikaHavatsa-UPEM🡆 More