Tantaran' I Sozana

Ny Tantaran' i Sozana na I Sozana sy ireo lahiantitra dia tantaran' ny zazavavy atao hoe Sozana, izay narahin' ny lahiantitra roa maso tamin' izy nandro, sy nasain' izy ireo handry amin' izy ireo nefa nandà izany, ka nampangain' izy roalahy ho mpijangajanga mba hamonoana azy, nefa niaro azy i Daniely ka nanaporofo ny maha tsy manan-tsiny azy.

Tamin' ny farany dia ireo lahiantitra ireo no nohelohina.

Tantaran' I Sozana
I Sozana sy ireo lahiantitra, sary nataon' i Gerrit van Honthorst

Fandraisana ny Tantaran' i Sozana

Ao amin' ny Bokin' i Daniely ao amin' ny Baiboly katôlika sy ireo Baiboly ôrtôdôksa (Dan. 13) no misy azy fa tsy hita ao amin' ny Baiboly hebreo (Tanakh) sy ny Baiboly prôtestanta.

Ao amin' ny Baiboly jiosy amin' ny teny grika (ny Septoanjinta), dia boky manokana tsy mitambatra amin' ny Bokin' i Daniela ny Tantaran' i Sozana. Ataon' ny Katôlika sy ny Ôrtôdôksa ho isan' ireo soratra deoterôkanônika io tantara io.

Ity tantara ity, izay tsy voasoratra tamin’ny fiteny hebreo na arameana fa tamin’ ny fiteny grika, dia tsy noraisin’ ny Jiosy any Palestina sy Prôtestanta ho kanônika ao amin’ ny Baiboliny.

Tantaran' I Sozana 
I Sozana eo anatrehan' i Daniely, sary nataon' i Sebastiano Ricci, 1725-1726 .

Fizaràn' ny Tantaran' i Sozana

  • I Sozana, vehivavy nitandro ny fahamendrehany (Dan. 13.1-4)
  • Raiki-pitia amin' i Sozana ny loholona jiosy roalahy (Dan. 13.5-14)
  • Niampanga an' i Sozana ho ratsy fitondran-tena ireo loholona ireo (Dan. 13.15-43)
  • Asehon' i Daniely fa tsy meloka i Sozana (Dan. 13.44-64)

Jereo koa

Tags:

Daniela

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Sivilizasiôna maiaLothair IFiteny alemànaDeuteriumFiteny kirondy23 MartsaKolontsaina malagasyNtaoloKilamba-KiaxiCat WhitehillAurangzebFiteny malagasyAlakaosyHuaidianKabary famangiana1282Fanalan-jazaJames K. Polk16911945AlemainaKlemento avy any RômaAkanga877SôsialismaFivavahanaFarihy TiberiadaKôrea AvaratraFahefana Avon' ny TetezamitaHenan-kisoaEntimilazaMpanova (haikoriam-boanaratra)Andreas GörlitzKaremyKabaryMôzambikaApôkalipsin' i JoanyRenifeoFanisanaFiteny asameyBôsniaSakafoIreneo avy any LogdanomaZôrôastrismaOkrainaWiki FoundationAndriamasinavalona (foko)AdizaozaHaitỳZavakantoTetiandro malagasyVezoBielôrosiaFifohazana SoatanànaRatsiraka DidierISO 4217HerinandroTorkiaFaribolana SandratraHasina (fanomezana)MasikoroAdam MickiewiczRabiby533Victoire RasoamanarivoRadama IIFitenim-paritra malagasyTV GloboMatematikaBaibolin' i LoteraMediaWikiDokuWiki1731BaraAnkoay🡆 More