Tanindrazana, Fahafahana, Fandrosoana

Ny teny hoe Tanindrazana, Fahafahana, Fandrosoana dia teny filamatr' i Madagasikara hatramin' ny taona 1995 ka hatramin' ny taona 2010.

Tantara

Ny endrika hafan' ny teny filamatry ny Repoblikan' i Madagasikara dia:

  • Fahafahana, Tanindrazana, Fandrosoana (filaharana tsy mitovy), tamin' ny 1959 hatramin' ny taona 1975 (nandritra ny andro naha filohan' ny Repoblika an' i Philibert Tsiranana).
  • Tanindrazana, Tolom-piavotana, Fahafahana tamin' ny taona 1975 hatramin' ny taona 1993, nandritra ny andro naha filohan' i Didier Ratsiraka, filoha manana hevitra sôsialista, ary nitondra ny Repoblika Demôkratika Malagasy nandritra ny 25 taona.
  • Tanindrazana, Fahafahanaa, Fahamarinana, nandritry ny andron' i Albert Zafy tamin' ny taona 1993 hatramin' ny taona 1995.

Jereo koa

Rohy ivelany

Tanindrazana, Fahafahana, Fandrosoana 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Madagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

JoroSokajin-tenyHansel et GretelMpaminany lehibe1923SakaFitsipiteny malagasyFiteny araboRanomasimbe PasifikaBootjack, KaliforniaKôlômbiaMozika malagasyÔlimpôsy (Torkia)FamoranaPoaceaeBaiboly katôlikaWikiVolahavana GermaineNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraMadagasikara zanatany frantsayRasendrasoaAsorotanyFSeiselyTovana (fitsipiteny)EndolzansyKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaThabo MbekiBaiboly amin' ny teny malagasyTeôlôjiaAlakaosyKiboboArabo (vahoaka)Distrika eto MadagasikaraEorôpaBiôgrafiaKapveraHasina (fizarazaràna)Apôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyFiteny antefasySorona masinaOndryVyFanafodySaolyAdaoroEdmund BurkeFifandraisan-davitraNorman BorlaugKiantenyFiteny finoàSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAdama sy EvaIzeharaAnaranaAzerbaijàna IranianaFaritra BoenyZavakantoPôlitika eto MadagasikaraFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaArkôntikaKanadaGovernemantaDakota AtsimoTaom-baovao malagasyNizeriaSetianismaKônsily Vatikàna IITestamenta TalohaSugar Land, TexasTetiandroSamôaSomatra1946🡆 More