Fanandroana Tandrok' Osy

Ny Tandrok' Osy na Adijady no vintana fahafolo amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka sy amin' ny fanandroana malagasy manara-bolana.

Ny Mpitifitra Tsipìka no eo alohany ary ny Mpitondra Rano no manaraka azy.

Fanandroana Tandrok' Osy
Ny evan'ny Tandrok' Osy
Fanandroana Tandrok' Osy
Sary maneho ny Tandrok' Osy
Fanandroana Tandrok' Osy
Antokon-kintan'ny Tandrok' Osy

Ny antokon-kintana Adijady sy ny zôdiaka

Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny fari-danitry ny antokon-kintana Tandrok' Osy dia eo amin' ny 19 Janoary hatramin' ny 15 Febroary. Eo amin' ny 15 Janoary hatramin' ny 14 Febroary ny fari-potoan' ny Tandrok' Osy araka ny zôdiakan-kintana fa amin' ny 21 Desambra hatramin' ny 20 Janoary kosa izany ao amin' ny zôdiaka mikisaka.

Jereo koa

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Tags:

Mpitifitra Tsipìka (fanandroana)Mpitondra Rano (fanandroana)Zodiaka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FirenenaFiteny frisianaDokuWikiFanahin' ny vatanaBirikyBetsimisarakaSilamoAndrianaFisoronana sy fanalana vintanaKolontsainaDidy FoloFifohazana (kristianisma malagasy)SimiaMediaWikiBetsileoQotbabadFilôzôfiaLisitr' ireo mpanjaka merinaMianmara1190VoronaAdaoroVintanaOnjan-dranoMadagasikara zanatany frantsayAmbitsySoavalyAngatra (lolo)AntambahoakaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraMôralyFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraPelikanaKôngô-BrazzavilleFamadihanaFiarahamoninaLimbo2004AotrisyAsa AkiraKabary famangianaRivodozaFaritany AmerikanaKalsiômaMosavy (finoana malagasy)Mpampiankin-tenyFahaleovantena1971Microsoft WindowsTetiandro malagasyFiteny anglisyTestamenta VaovaoFiteny romantsaTLatakiaMosesy MaimonidaFiteny finoàSan FranciscoRanavalona IIIApôlinariôsy avy any LaôdikeaAurangzebMasoandroFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraFarao ao amin' ny BaibolyFanambaràna ny hevitry ny nofyIsaFivavahana amin'ny razana17 MartsaPenguin1826Ny Avana RamanantoaninaRôma Taloha1942Jean-Joseph RabeariveloTanora Malagasy VononaIsraely🡆 More