Tanàn-Dehibe

Ny tanàn-dehibe dia tanàna onenan' olona maro ary efa ary voatra (ahitana lala-migodàna, trano lehibe, kianja malalaka, sns).

Araka ny Firenena Mikambana, ny tanàn-dehibe dia velarana be olona mipetraka (tokony latsaky ny roanjato metatra ny halaviran' ny trano roa farafahabetsany), izay ahitana ny varotra, ny indostria, ny fianarana, ny pôlitika, ny kolontsaina... Milaza ihany koa ny FM tamin' ny taona 2008 fa maherin' ny 50 %n' ny olombelona no miaina any ambonivohitra.

Tanàn-Dehibe
Tanànan' Antananarivo, izay tanàn-dehibe lehibe indrindra eto Madagasikara ary anisan' ny lehibe indrindra aty Afrika Atsinanana.
Tanàn-Dehibe
Tanànan' i New York, tanàn-dehibe lehibe indrindra ao Etazonia ary anisan' ny lehibe indrindra eto amin' izao tontolo izao
Tanàn-Dehibe
Tanànan' i Tampere (Finlandy)

Jereo koa

Tags:

Firenena MikambanaIndostriaKolontsainaOlombelonaPolitikaTranoVarotra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MohamadyFambolenaMicrosoft WindowsAndrianampoinimerinaMozilla FirefoxIndiaFinlandyAntemoroZone FrancQotbabadRanavalona IILimboSabelioHosodokoZhuge LiangVaryWikipedia amin'ny teny malagasyLetôniaFivavahanaFifohazana (kristianisma malagasy)MaleziaFanambaràna ny hevitry ny nofyMaorisySekolyRepoblika Demokratika MalagasyTFanandroana malagasyIstanbulEkoadôraJesoa1744BolgariaVintana (finoan-drazana malagasy)OlombelonaZairaTsipi-panohizanaFitiavanaSilamoKinshasaFiteny frisianaJerosalema AndrefanaPalmdale, KaliforniaVanim-potoana kristianaMatoantenyTantaran' ny kristianismaSina2007Fanahy Masina (kristianisma)Jean-Joseph RabeariveloFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraRabatTantaran' i Alemaina1431Immanuel Kant2016JibotỳSan FranciscoPersiaVikingy (vahoaka)TerakaMeyTaom-baovao malagasy410Lloyd KaufmanMosesy Maimonida1974Musian1963Paoly (apôstôly)Fiteny siriakaMetafizikaFanambadianaFanandevozana10 AprilyFanahy (kolontsaina malagasy)🡆 More