Tafi-Piarovan' I Israely

Ny Tafi-Piarovan' i Israely, izay antsoina amin' ny fanafohezan-teny hebreo hoe Tzahal na Tsahal koa, dia ny tafiky ny Fanjakan' i Israely.

Atao hoe צְבָא הַהֲגָנָה לְיִשְׂרָאֵל / Tsva ha-Hagana le-Yisra'el (ara-bakiteny "ny Tafika Fiarovana ho an' ny Israely"), izay hafohezina amin' ny hoe צה״ל / Tzahal naTsahal, izy amin' ny teny hebreo.

Tafi-Piarovan' I Israely

Izy io dia misy sampana telo: ny Tafika an-tanety israeliana (זרוע היבשה) sy ny Tafika ana habakabaka israeliana (זְרוֹעַ הָאֲוִיר וְהֶחָלָל / Zroa HaAvir VeHahalal) ary ny Tafika an-dranomasina israeliana (חיל הים הישראלי / Ḥeil HaYam HaYisraeli). Ny Tsahal dia tarihin' ny lehiben' ny etamazaoro jeneraly, izay eo ambany fahefan' ny minisitry ny fiarovana israeliana.

Tags:

Fiteny hebreoIsraely

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Vokatry ny Fanahy MasinaKolontsaina malagasyLeonhard EulerIndiaBaiboly katôlika amin' ny teny malagasyDanemarkaDannesAmbalavaoRanavalona IFiaran' ny FanekenaFiombonan' ny Fiangonana Protestanta eto MadagasikaraAdama sy EvaFifohazana (kristianisma malagasy)LiberiàKatôlisismaMaromokotro19 DesambraVarikaAbidy malagasyFiteny grikaFilazantsara araka an' i MarkaAntarktikaAfrikaBokin' ny mpaminany (Baiboly)LôtaAfrika AtsinananaWikkaWikiAbrahama (patriarka)EorôpaDesambraSakafoMarc AndreessenMeksikaVolana (fotoana)Lolo vokatraAntanambao MahatsaraSakalavaMusashinoKôsta RikaUmberto EcoFiteny alemànaDevoly29 SeptambraSatelita (voajanahary)KambôdiaFitarihan-dranoBatisaFiangonan'i Jesoa Kristy eto MadagasikaraKabary famangianaTendrombohitraTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôAngatra (aretina)Lisitry ny Miliaridera arakin’ny ForbesLondon Missionary SocietyIgbô (vahoaka)Bokin' i IsaiaBabe PaleyJean NarivonyZhuge LiangFitenim-paritra malagasyJesoaFonohasinaMère TeresaKaopenagyFiangonana Ara-Pilazantsara eto MadagasikaraEtazoniaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaPaoly (apôstôly)Harald SchumacherSiisma🡆 More