Sôteriôlôjia

Ny sôteriôlôjia dia sampan' ny teôlôjia izay andalinana ny amin' ny famonjena.

Ny sôteriôlôjia dia teôlôjian' ny famonjena. Tsy ny Kristianisma ihany no azo anaovana sôteriôlôjia fa ireo fivavahana hafa koa izay ahitana ny firesahana ny amin' ny famonjena. Avy amin' ny teny grika hoe σωτηρία / sôtêria izay midika hoe "famonjena" sy ny hoe λόγος / logos izay midika hoe "resaka" na "fandalinana" na "fahalalàna". Ny teny hoe σωτηρία / sôtêria dia nisampana avy amin' ny hoe σωτήρ / sôtêr izay midika hoe "mpamonjy".

Jereo koa

Tags:

FamonjenaFiteny grikaFivavahanaKristianismaTeôlôjia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanekem-pinoana apôstôlikaFanekem-pinoana nikeanaVanim-potoana kristianaISO 4217Fiteny finoà1431Dox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)AndrianampoinimerinaKristianismaLavarsTebay (Ejipta)Kharg (nosy)MatyFahitalavitraPenguinKalsiômaAzerbaijànaBretagne-d'ArmagnacIsam-ponina200324 FebroaryTsekôslôvakiaVikingy (vahoaka)KataraFady (malagasy)SokyRepoblika Demôkratika MalagasyAdimizana153FahasalamanaLloyd KaufmanTononkaloFiteny iranianaAntankaranaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)AsabotsyFampihorohoroanaFiteny tiorkaAndriamasinavalonaFifandraisan-davitraAngatra (aretina)SeptambraTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFirenenaFiainana aorian' ny fahafatesanaAbelaHajjiabad, HormozganJesoaLouis PasteurAfrikaZanabintanaRadama IIAhidamboBatismaKor'anyMasedônia AvaratraFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraSaryZavakantoMpanao gazetyWayback Machine1970FanjanahantanyLouis-Claude VincentKabary am-panambadianaTestamenta VaovaoBokin' i DanielaFaraoHazoFiteny frisiana🡆 More