Siksto Iv

I Siksto IV dia papa teo anelanelan'ny taona 1471 sy 1484.

Teraka tamin'ny taona 1414 izy ary maty tamin'ny taona 1484. Niaro ny zavakanto sy ny asa soratra izy. Nandritra ny fitondrany dia maro ny fifanonganana sy ny fahalovana ara-politika niseho.

Siksto Iv
Ny papa Siksto IV, sary nataon'i Tiziano Vecellio tamin'ny taona 1545-1546.

Mbola kely izy dia efa niditra tao amin'ny fikambanan'ny Fransiskana ary voafidy ho jeneraly izy tamin'ny taona 1464. Voatendry ho kardinaly izy tamin'ny taona 1467 nandimby an'i Paoly II. Tamin'ny fitondran'i Siksto IV no nananganana ny lasapely Sikstina ao Vatikàna. Ny fitondram-papa dia nentiny niady ara-tadfika tamin'i Florence teo anelanelan'ny taona 1478 sy 1480 sady nanohana ny ady ara-tafik' i Venise tamin'i Ferrare izy teo anelanelan'ny taona 1480 sy 1484. Niezaka nanalefaka ny fanararaotana nataon'ny Inkizisiona izy nefa tsy nahomby.

Siksto Iv
Ny lasapely Sikstina jerena avy eo amin'ny kopôliln'i coupole de Masindahy Piera

Ny tetikasa maro ara-politika sy ara-kolontsaina natan'i Siksto IV dia nandany ny heren'ny papa ka heverina ho toy ny tsy nahomby ny fitondrany.

Tags:

Papa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MontangesMpampiankinaEoin HandLloyd KaufmanFiteny okrainianaX-SAMPAGeorges AndriamanantenaWikipediaTetiandro gregorianaFanabeazana aizanaKonrad ZuseEtazoniaLisitr' ireo mpanjaka merinaAsombolaSardininaFanahy MasinaValve CorporationDan RatherDokuWikiDubaiChicagoAnjely (araka ny kristianisma)Pentekôsta(10651) van LinschotenBob MathiasVirijiny (fanandroana)Kanaana (faritra)FilipinaKahiraFirenena MikambanaTwitterBetsileoPergamôsyEsôterismaAngatra (lolo)AgnyVoaySolesmes, Nord(102587) 1999 UA501946BBCZavamaniryMpitondra Rano (fanandroana)2004LandécourtEdenaKristianisma eto MadagasikaraMenalambaFiteny bretonaJesoaManalalondoAsan'ny fiangonanaVéronique HalloinTsiranana PhilibertCharles Grafton PageFiraisan' ny Skotisma eto MadagasikaraFirenenaJohn H. TaylorPrôtônaOusmane Viera DiarrassoubaKatôlisismaZanak' Andriamanitra2002Foko eto MadagasikaraÉric CantonaAmbodimotso-AtsimoFiteny newariAnglô-Saksôna (vahoaka)AziaRadama Voalohany🡆 More