Saturn V

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Saturn V  

Saturn V dia anarana mpanipy ampiasain'ny NASA ho an'ny tetikasa Apollo sy skylab tamin'ny 1967 hatramin'ny 1972, tamin'ny fifaninanan'ny amerikana sy ny sovieika.

Ny mpanipy saturn V
Ny mpanipy saturn V

Mpanipy manan-drihana, mampiasa ergol ranoka, karazany farany amin'ny fianankavian'ny Saturn namboarin'i Wernher von Braun any amin'ny MSFC any Huntsville, Alabama, miara-miasa amin'ny orinasa Boring, North American Aviation, Douglas Aircraft ary IBM

Saturn V dia mpanipy any amin'ny habakabaka ngeza indrindra n anatanterahana tetikasa, na amin'ny lafin'ny haabo sy ny lanja am-pihaingàna io na ny lanja ilaina alefa any amin'ny habakabaka. Ny fioze rosy Energia, izay nanaovana test sy nanipiana ny navette Bourane fotsiny, no natanjaka noho ny Saturn.

Betsaka ny orinasa nanamboatra ny rihana ny Saturn V. Ilay orinasa nanamboatra ny rihan'ny Saturn V dia an'ny Boeing daholo ankehitriny.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Adizaoza2006Chah BaharEspainaLloyd KaufmanRepoblika MalagasyFarao ao amin' ny BaibolyTantaraVolanaNikodaMpisolo (fitsipiteny)Apôstôly roa ambin' ny foloFokon' i DanaAlakaosyIstanbulKristianisma eto MadagasikaraRanavalona IIEorôpaLisitr' ireo mpanjaka merinaWikipedia amin'ny teny malagasy1997Fiteny araboSamuel Ratany1826Fitrandrahana harena an-kibon' ny tany eto MadagasikaraKinshasaFahefana Avon' ny Tetezamita1942Fandriam-pahalemanaVolamenaMontana1953Lambamena1974Zone FrancJean NarivonySeleokosy ITanora Malagasy VononaAzôtaRôma TalohaBretagne-d'ArmagnacBezanozanoFiteny iranianaZaira10 AprilyFifohazana AnkaramalazaGambiaFiangonana Jesosy MamonjyISO 3166-1FamadihanaTSikidy malagasyKabary famangianaMerinaFaritra AnalamangaAhidamboHavatsa-UPEMFitiavana16 Jolay200317 MartsaFamoranaNosin'ny PaskaFisoronana sy fanalana vintanaJean-Joseph RabeariveloWikipedia22 Aprily1417TranombakokaAsabotsyOtrikaretina🡆 More