Ny sôteriôlôjia dia sampan' ny teôlôjia izay andalinana ny amin' ny famonjena.
Ny sôteriôlôjia dia teôlôjian' ny famonjena. Tsy ny Kristianisma ihany no azo anaovana sôteriôlôjia fa ireo fivavahana hafa koa izay ahitana ny firesahana ny amin' ny famonjena. Avy amin' ny teny grika hoe σωτηρία / sôtêria izay midika hoe "famonjena" sy ny hoe λόγος / logos izay midika hoe "resaka" na "fandalinana" na "fahalalàna". Ny teny hoe σωτηρία / sôtêria dia nisampana avy amin' ny hoe σωτήρ / sôtêr izay midika hoe "mpamonjy".
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Sôteriôlôjia, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.