Rwenzori

I Rwenzori na Ruwenzori dia tagoron-tendrombohitra kely ao Afrika Afovoany, ao amin' ny sisin-tany manasaraka an' i Oganda sy ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô, izay manana tampona mirefy 5 109 m ao amin' ny tendro Marguerite (tendrombohitra Stalney), tampon-tendrombohitra fahatelo avo indrindra aty Afrka, aorian' i Kilimandjaro sy ny tendrombohitra Kenya.

Isan' ireo tendrombohitra vitsy misy ranomandry aty Afika izy, ankoatr' i Kilianjaro sy ny tendrombohitra Kenya. Ny ranomandry anefa mety hanjavona noho ny fihafanàn' ny toetany.

Rwenzori
Ny tendrombohitra Rwenzori

Tags:

KilimandjaroOgandaRanomandryRepoblika Demôkratikan' i Kôngô

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Asan' ny ApôstôlyThe Coca-Cola CompanyVolamakaFanandroana malagasyAljeriaFandroahana fanahy ratsyTovona (fitsipiteny)RSSFady (malagasy)Testamenta VaovaoTiffany MynxAmbohimahasoa13 desambra 1991VarotraFanatontoloanaMandravasarotraBoky voalohan' ny MakabeoVoankazoVolana (fotoana)Lloyd KaufmanEvanjely miafin' i JoanySakafo malagasySakramentan' ny fanambadianaDistrikan'i FianarantsoaFanekem-pinoana nikeanaFanahy MasinaFanekem-pinoanaOniversiteFilazantsara araka an' i MarkaFaritany eto MadagasikaraGoavyAdimizanaForbesTsindrimandry (fivavahana)Boky fahadimin' ny MakabeoAlahamadySilamoTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôNjakatianaMumbaiFanambadianaHannah HarperKofi AnnanAfrikaFiteny aostrônezianaBob KhannaFiraisana ara-nofoAbidy malagasyLokangaFahaleovantenaFanandevozanaRazana (finoana malagasy)Fiteny tatara krimeanaAntalaotraHaikyuFisoronana sy fanalana vintanaAndriamanitra (tokana)Abidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaMerinaWikipediaTany lemakaAbidySôlômônaTetiandro malagasyPort-au-PrinceBoky faharoan' i HenôkaZairaWellington PointMichael JacksonFilazantsara araka an' i JoanyAndriantompokoindrindra (foko)OhabolanaMadagasikara🡆 More