Rindrankajy Fampiharana

Ny rindrankajy fampiharana (amin'ny teny frantsay application informatique, anglisy application software) na hoe fampiharana, amin'ny kajimirindra, dia fandaharana an-kajimirindra (na rindrankajy vory) ampiasain'ny mpampiasa hanatanterahana asa iray, na vorin'asa madinika amin'ny valan'asa iray.

Ny mpitety tranonkala izao ohatra dia rindrankajy fampiharana iray; torak'izany koa ireo mpahita aino aman-jery, na ireo lalao video. Mandeha amin'ny alalan'ny mpandrindra milina ny rindrankajy fampiharana ary mampiasa ny fahafaha-mikajin'izy io.

Fampiharana hita matetika

Ny fampiharana malaza amin'ny orinasa dia ny fampiharana am-birao, fanoratan-dahatsoratra, fanaovan-kajy an-tabilao, mpitantam-bokatra, mpitantana asa, fikirakirana tetikasa na koa ny fitantanana taratasy elektronika. Eo anivon'ny fianankaviana, ny malaza dia ny fanisam-bola, tantara, firaketan-tsary, fianarana sy fanabeazana ary ny lalao.


Jereo koa

Rindrankajy Fampiharana 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

KajimirindraMpandrindra milina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

NakatsugawaAdaloMpampitohy (fitsipiteny)Jackson, OhioFaritra Ihorombe1959CiriaBaolina kitraTempoly Faharoan' i JerosalemaFaritra FitovinanyZava-mahadomelinaRanavalona IIIAsorotanyBoky masin' ny silamoJane GoodallOraVehivavyFiteny betsimisaraka avaratraGoiana FrantsayFahaleovantenaKristy11 SeptambraKabary am-panambadianaAlaskaFilazantsaraFilazantsara araka an' i MatioFihafanan' ny tanyKevin De BruyneTrombaTayshaun PrinceLvivZômbySakramentaEorôpaBokin' i Malakia30 MeyFifohazana ManolotronyHuilliécourtTeôlôjiaSilamoBokin' i HenôkaAkangaKongona1870Zazavavindrano20142011Alex MorganSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAsombolaMabton, WashingtonGujaratMenarana varahinaSakramentan'ny fanambadianaMofom-pandraisanaMelanezia1967TaompoloDouglas Engelbart632Toamasina1880Tolon' ny mpianatra malagasy tamin' ny 13 Mey 1972AmarkantakMinnesotaAbbas HassanSukarnoAntankaranaFitenim-paritra malagasyAndroKserksesy IFiteny merina🡆 More