Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika

Ny Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika dia fanjakana ao Sahara Andrefana izay nanambara ny fahaleovanteny tamin' ny 27 Febroary 1976 tamin' ny alalan' ny Front Polisario, izay mametraka ny maha masi-mandidy azy amin' ny tanin' i Sahara Andrefana nefa tsy mifehy afa-tsy ny 20 %n' izany faritra izany.

Ny 80 %n' io faritra io dia mbola fehezin' i Marôka izay mitaky koa ny maha masi-mandidy azy amin' io faritra io. Ny fianakaviambe iraisam-pirenena amin' ny ankapobeny dia mandà izany fahelaovan-tenan' ny Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika izany. Atao hoe الجمهورية العربية الصحراوية الديمقراطية / Al-Jumhūrīyya al-`Arabīyya aṣ-Ṣaḥrāwīyya ad-Dīmuqrāṭīyya izy amin'ny teny arabo, fa República Árabe Saharaui Democrática kosa amin' ny teny espaniôla. Atao hoe Saharaoy ny vahoakan' io firenena io.

Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika
Sainan' ny Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika
Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika
Ny Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika

Amin' ny Firenena Mikambana dia faritra tsy manana fizakan-tena i Sahara Andrefana satria ny fanjanahana azy dia tsy mbola mifarana. Samy laviny na ny fisian' ny Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika na ny fiandrianan' i Marôka amin' io faritra io. Amin' ny Vondrona Afrikana anefa dia isan' ny firenena sy fanjakana afrikana ny Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika ka mpikambana feno ao amin' io vondrona io nanomboka tamin' ny taona 1982.

Jereo koa

Firenena ao Afrika:

Afrika Atsimo - Alzeria - Angôla - Benino - Borkina Fasô - Borondy - Bôtsoana - Ejipta - Eritrea - Esoatiny (Soazilandy taloha) - Etiôpia - Gabôna - Gambia - Ganà - Ginea - Ginea Bisao - Ginea Ekoatôrialy - Jibotỳ - Kamerona - Kapvera - Kenia - Kômôro - Kôtidivoara - Lezôtô - Liberia - Libia - Madagasikara - Malaoy - Malỳ - Maorisy - Maoritania - Marôka - Môzambika - Namibia - Nizera - Nizeria - Oganda - Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika - Repoblika Demôkratikan' i Kôngô - Repoblikan' i Afrika Afovoany - Repoblikan' i Kôngô - Roanda - Saô Tôme e Prinsipe - Seisely - Senegaly - Siera Leôna - Sodàna - Sodàna Atsimo - Sômalia - Sômalilandy - Tanzania - Tôgô - Tonizia - Tsady - Zambia - Zimbaboe

Kôntinenta eto an-tany

Tags:

Fiteny araboFiteny espaniôlaMarôkaSahara Andrefana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ISO 4217AdimizanaFandraisanaFisoronana sy fanalana vintanaFoko eto Madagasikara12001737Mosesy MaimonidaAfrika800EorôpaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaLisbonAzerbaijànaFiraisana ara-nofo7481190Fanambaràna ny hevitry ny nofyMohamadyMôralyRivodozaRadama IIIstanbulVolamenaFiteny espaniôlaTononkaloEvekaPôlinezia FrantsayAbkaziaSeptambraVanim-potoana kristianaDokuWikiKônfesyLisitry ny firenenaAngôvoFilôzôfiaEspainaAntandroyRepoblika MalagasyFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraTanora Malagasy Vonona24 FebroaryMalagasy (vahoaka)WikiAndrea ArnoldFiteny aromanianaFidangan' ny vidim-piainanaVikingy (vahoaka)NikodaRabatMeyListrin'ny Farihy eto MadagasikaraHazoFandriam-pahalemanaForyKharg (nosy)AdaoroVintana (finoan-drazana malagasy)Mpampiankin-tenyOnjan-dranoPersiaToniziaAntesakaFitrandrahana harena an-kibon' ny tany eto MadagasikaraMatoantenyTaom-baovao malagasyFarao ao amin' ny BaibolyVolgataFilazantsara sinôptikaJibotỳ🡆 More