Rasalimo

Rasalimo dia andriambavy tao amin' ny Fanjakan' i Menabe, zana-dRamitraho mpajakan' i Menabe, izay natolotra an-dRadama I mba hisian' ny fihavanana eo amin' ny fanjakana roa tonta.

Rasalimo dia taranaky ny mpanorina ny Fanjakana Sakalava (Andriamandazoala tany amin' ny faritr' i Fiherenana sy Andriamisara tany Menabe ary Andriamandisoarivo tany Boina). Nandritra ny fandefasana tafika faharoa notarihin-dRadama I tao Menabe dia nanolo-tena hanambady ny mpanjaka merina ny andriambavy Rasalimo mba hanamafy ny fihavanan' ny fanjakana roa. Nanan-janaka izy mivady, dia Itsimandriambovoka sy Razafinimanjaka Raketaka ary Rabobalahy, izay nosakanan' ny fikomiana tao an-dapa tsy hanjaka tao Antananarivo.

Tags:

Fanjakan' i MenabeRadama IRamitraho

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AveloRalaimongo JeanSakalavaRepoblika MalagasyEorôpaMpiandry tsaraVolaVintana (finoan-drazana malagasy)Bayer 04 LeverkusenPaska jiosyFiteny javaneyOniversiteAdimizanaFanandroana malagasyVitaly LagutenkoIowaFahefana mpanatanterakaApôkalipsa Gnôstikan' i PieraSakramenta ao amin' ny prôtestantismaFahaterahanaFatranaAndriamasinavalonaAngatra (aretina)Britaina LehibeSiliaBokin' i RotaLisitry ny gazety ao MadagasikaraHaikyuFiraisana ara-nofoShikohabadTanzaniaTobilehibeKanadaBokin' i AmôsaBaiboly amin' ny teny malagasyKameronaFanahin' ny vatanaTantaraFiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikyPôlônia1853Fiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014Mpandrindra milinaIFahaleovantenaRah-CkikyEtazoniaEtikaAsan' ny ApôstôlyBaiboly katôlikaDistrikan'i FianarantsoaAntsirabeMVarotraBoky fahadimin' ny MakabeoApôkalipsin' i StefanaFijyTokyoSikidy malagasyPaoly (apôstôly)VolamakaSakarahaSamuel RatanyEvanjelin' i BarnabàEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaNofyGrenadyArdeshir IraniAngano🡆 More