Raozin' I Lotera

Ny Raozin' i Lotera dia sarina raozy, izay karazana tombokase na mari-piandrianana izay napetak' i Martin Lotera tamin' ireo asasorany nanombola tamin' ny taoa 1519, izay nampiasainy mba hamantarana ny fahamarinan' ny maha azy ireo asasoratra ireo.

Maneho ny famintinana ny finoan' i Lotera koa io sarina raozy io, ka ankehitriny dia lasa sary famantarana ho an' ny loteranisma.

Raozin' I Lotera
Raozin' i Lotera

Izao no fanazavana atolotry ny Fiangonana Loterana Malagasy:

"Ny hazo fijaliana mainty manambara ny fijaliana sy ny fahafatesan' i Jesosy ho famonjena ny olona. ny sary fo miloko lena dia isika olombelona manaiky an' i Jesosy ho mpamonjy. Ny sary raozy fotsy manambara fahadiovana sy fanantenana satria olom-boavonjy. Ny loko manga kosa dia ny lanitra, ho lovantsika ny fiaianana manadrakizay. Ny boribory manodidina miloko ranom-bolamena manambara ilay satroboninahitra hatolotr' Andriamanitra ny olona voavonjy mino an' i Jesosy any an-danitra amin' ny andro farany."

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Martin LoteraRaozy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Didy FoloAdolf HitlerHara-magedônaFilazantsara araka an' i MarkaFilipinaListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysFiangonana Ara-Pilazantsara eto MadagasikaraBaiboly katôlikaISO 4217Fisoronana sy fanalana vintanaTegucigalpaFaritanin' i ToliaraMpisolo tena (fitsipiteny)Kônsily tao Clermont tamin' ny taona 1095PanjinFanahyHarena an-kibon' ny tanyJodeaWiki FoundationÉcordalFanavaozana prôtestantaFanekem-pinoana nikeanaVoankazoKnut HartwigAmpondraLiberalismaRabibyGidroAhidamboHenri RatsimbazafyPentekôsta901MôngôliaSektaOhabolanaTriniteNahavandFanekem-pinoana apôstôlikaFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaKanji1946AntanosyRené DescartesAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaFizikaHenan22 AogositraGreta GarboAmbohimanga340MiddelburgRameva tokan-trafo1830Fanalan-jazaTrondroAviréNepalyFilazantsaraFameno (fitsipiteny)Crespin, NordFrantsaRepoblika MalagasyTeam Fortress 2VaryIsraelyFiteny penjaby1800Ambodimotso-Atsimo426AmbatolaonaToliara🡆 More