Rajabo

Ny Rajaba na Rajabo no volana fahafito ao amin' ny tetiandro mozilmana.

Iray amin' ny volana masina ny Rajabo, ka ny telo hafa dia ny Moharamo sy ny Doalkida ary ny Doalhija. Ny anaran' io volana io amin' ny teny arabo dia رجب / Rajab. Ny faha-27 dia andro ahatsiarovana ny dia lavitra nataon' i Mohamady andro alina avy ao Meka mankany Jerosalema, atao hoe "Isra' sy Mi'raj". Ny volana Jomadaatania no eo alohany fa ny volana Sabàny no manaraka azy.

Jereo koa

Tags:

DoalhijaDoalkidaJerosalemaJomadaataniaMeka (Arabia Saodita)MohamadyMoharamoSabànyTeny araboTetiandro mozilmanaVolana (fotoana)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

RatsimilahoAdy Lehibe FaharoaRazana (finoana malagasy)Angatra (aretina)NikôdemôsyKhadija al-SalamiMasikoro1853AnjelyTononkaloWuhanZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaBezanozanoKabary tera-baoAntefasyVitaly LagutenkoItaliaEzekielaTokantranoFanahy Masina (kristianisma)Evanjelin' i BarnabàFiteny aostrônezianaTanzaniaAntesakaBetsimisarakaFilôzôfiaAntsirananaAristôtyBootjack, KaliforniaFiteny tsôkotaoPrôtestantisma eto MadagasikaraISO 4217TodyFaritra AnalamangaBokin' i IsaiaAlahamadibeFanagasianaAlahamadySiansaRepoblika MalagasyBatisaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)New YorkTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFiteny nizerô-kôngôleyDokuWikiApôkalipsy gnôstikan' i PeteraAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaImanoelaKolontsainaApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyApôkalipsy faharoan' i JakôbaShikohabadHannah HarperKôrea AtsimoKantoSakramentan' ny fanambadianaFady (malagasy)Tovona (fitsipiteny)WikiSokelaPrôtektôrata Frantsain' i MadagasikaraLloyd KaufmanZon' olombelonaJGrenadyFitsipi-pitenenanaMôlekiolaFanatontoloanaWellington PointEpikan' i Gilgamesa🡆 More