Rafitra Fitantanana Votoatiny

Ny rafitra fitantanana votoatiny (RFV) (amin'ny teny anglisy: content management system) dia rindrankajy fampiharana ahafahana maneho ary mikirakira votoatiny avy amin'ivotoerana iray.

Izy ireo matetika dia manamora ny fiaraha-miasa. Izy ireo dia niorina nanomboka tamin'ny taona 1990. Ampiasaina matetika amin'ny fitantanana tranonkala toa ny blaogy, na tranonkakam-baovao na koa tranombarotra an-tranonkala izy ireo. Maro dia maro ireo orinaa ary tranonkala fivarotana mampiasa rafitra fitantanana votoaitny. Ny tanjon'ny rafitra fitantanana votoatiny dia hamoana ny filàna manoratra ny renifango manontolon'ny tranonkala, na farafaharatsiny manakely izay asa fanamboaran-drafitra izay.

Zavatra hita matetika

Ny antom-pisiana ary ny antom-pampiasanan'ny RFV dia mitahiry, mitantana ny angona ary manome tantaram-bersiônan'ny angona notahirizina. Ohatra, ny RFV dia ahafahana mitahiry sarin'ny mpampiasa azy ary mahita ireo sary rehetra izay efa notahirizin'ilay mpampiasa.

Jereo koa

Rafitra Fitantanana Votoatiny 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

BlaogyRindrankajy fampiharanaTranonkala

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AndrianaVoronaHasanabad, ReyÔksizeninaVintanaSoisaEpistily ho an' ny RômanaKabary am-panambadianaAdy an-tranoKalsiômaMediaWikiFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraPenguinTetiandro gregôrianaAntevatoRRivodozaAdimizanaAlakaosyFanavakavaham-bolon-koditraEtazoniaMahabad, IsfahanKabary tera-baoVolana (fotoana)Fivavahan-drazana malagasyFidangan' ny vidim-piainanaSivilizasiona mikenianaFanahy Masina (kristianisma)Repoblika Demokratika Malagasy1974Repoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Lisitry ny firenenaAndron'ny TanyGoogleFilazantsara araka an' i MarkaMadagasikaraJiosyFahefana Avon' ny Tetezamita1927San FranciscoAndriamasinavalonaVintana (finoan-drazana malagasy)Mpisolo (fitsipiteny)Aberdeen, South DakotaNy Avana Ramanantoanina2007Kodiarana1960FanjanahantanyHajjiabad, HormozganSakalavaSekolyFiteny siriakaSokajin-tenyRanavalona IIISO 4217MatoantenySoavalyBetelaFaritra AnalamangaAsabotsyFanahy MasinaRanoBatisaPontianakEkoadôraAnjara (finoana)Fiteny japôneyRôma TalohaWikipedia amin'ny teny malagasyTanzaniaVikingy (vahoaka)FandraisanaFiteny nôrvezianaOtrikaretinaISO 3166-1Demôkrasia🡆 More