Rôma

I Rôma dia renivohitran' i Italia, eo amin' ny 22 km ny renivohitra ny Ranomasina Tireniana.

Misy mponina 2 718 700 ny ao (4 253 450 izany raha isaina ny tanàna manodidina miankina aminy). I Rôma no tanàna be mponina indrindra sy be velarana indrindra any Italia; fa kelikely koa ny tanàna manodidina azy rehefa ampitahaina amin' i Napoli sy i Milano.

Rôma
Rôma

Renivohitray ny Empira Rômana i Rôma. Urbs no anarany tamin' io andro io. Mety fantatra koa izy miaraka amin' ny tanàna an-tanety fito (Aventino, Celio, Capitolino, Esquilino, Palatino, Quirinale, Viminale).

Jereo koa

Tags:

ItaliaMilanoNapoliRanomasina Tireniana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Sivilizasiona mikenianaKalsiôma6 AogositraVikingy (vahoaka)Fitsapan-kevi-bahoakaImmanuel KantUFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraMatoatoaTeôlôjia dôgmatikaJohann Wolfgang von GoetheHindoismaFivarotana andevo22 AprilyAndrea ArnoldHiragasyJibotỳFANJAKAN’ I MADAGASIKARARivodozaAostralia1190Fiteny iranianaAveloFifohazana (kristianisma malagasy)Zaira1603AndriamasinavalonaAsa AkiraHindoisma eto MadagasikaraTsipi-panohizanaMadagasikara zanatany frantsayLalan-jazaRômaFahefana Avon' ny TetezamitaBokin' i DanielaEtazoniaTetiandroMôsikaoSeleokosy ISekolyKolontsainaRepoblika Demôkratika MalagasyNelson MandelaGoogleAntom-pisian'ny olonaAlemainaFitampohaBokyFahababoana tany BabilônaMpandrindra milinaTanzaniaTorkiaRanavalona IMusian1744KodiaranaMadagasikaraRalaimongo JeanFamoranaFanekem-pinoana apôstôlikaKameronaFiteny anglisyVolana (fotoana)Fiteny malagasyFilazantsara araka an' i MarkaFiteny finoàRepoblika Demokratika MalagasyLloyd KaufmanTanyFanekem-pinoana nikeanaRy Tanindrazanay malala ôFanjakana MitambatraKôngô-BrazzavilleAnjara (finoana)FandraisanaJean-Joseph Rabearivelo🡆 More