Paleô-Ôrtôdôksia

Ny paleô-ôrtôdôksia dia firehana ara-teôlôjia prôtestanta tao Etazonia izay nipoitra tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-20 sy tamin' ny fiantombohan' ny taonjato faha-21 sady miompana amin' ny fiekem-pinoana nifanarahana vokatr' ireo kônsily ekiomenika sy ny soratr' ireo Rain' ny Fiangonana (na Aban' ny Eglizy) talohan' ny fisaraham-bazan' ny Fiangonana (ôrtôdôksa sy katôlika tamin' ny taona 1054, ary katôlika sy prôtestanta tamin' ny taona 1517).

Na dia ny finoana iraisana aza no iompanany dia atao hoe paleô-ôrtôdôksia io teôlôjia io mba hiavahany amin' ny neô-ôrtôdôksia izay firehana nisy akony lehibe teo amin' ny prôtestantisma tamin' ny tenantenan' ny taonjato faha-20.

Jereo koa

Tags:

Fanekem-pinoanaKônsily ekiomenikaNeô-ôrtôdôksiaPrôtestantismaRain' ny Fiangonana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Azia andrefanaFiteny frisianaMpisolo (fitsipiteny)Hasina (zavamaniry)Fiangonana kalkedônianaSary1960AbkaziaFiteny latinaBetsimisarakaSakalavaZhuge LiangTebay (Ejipta)Taom-baovao malagasy1954Kôlômbia1035Asa AkiraKônfesyFanenomanaIndiaFiangonana Loterana MalagasyMozika1953Tononkira FanaperanaTantaran' i Alemaina24 FebroaryFiteny samôrôVintanaEorôpaJean-Joseph RabeariveloKinshasaKôngô-BrazzavilleAsabotsyMeyAmbiroaFiainana aorian' ny fahafatesanaAdizaozaZavakanto800Fitrandrahana harena an-kibon' ny tany eto MadagasikaraAndrea Arnold2016Angatra (aretina)Simia19711190Kolontsaina malagasyFifohazana AnkaramalazaAberdeen, South DakotaAsan' ny ApôstôlyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)HiragasyMalezia1888JerosalemaIrànaFitsapan-kevi-bahoakaRepoblika MalagasyAntesakaBezanozanoLisitry ny filohan' i MadagasikaraLloyd KaufmanZanabintanaEtazoniaTestamenta VaovaoMasoandroPelikanaMianmaraMadagasikara zanatany frantsayZairaDemony🡆 More