Oniversiten' I Toamasina

Ny Oniversite Toamasina dia sekoly mpanjakana ambaratonga ambony, miorina ao Toamasina renivohitra faritra Antsinanan'i Madagasikara no misy azy, i Dokotera ZAFITODY Conscient no filohany ankehitriny.

Oniversite ToamasinaOniversiten' I Toamasina
Sary:Université de Toamasina.png
Teny filamatra Fahaizaña sy fañahy
Niorina 1977
Firenena Oniversiten' I Toamasina Madagasikara
Toby Campus Barikadimy
Filoha ZAFITODY Conscient

Tantara

Ny fiorenany

Niorina tamin'ny taona 1977, ary ivom-paritra oniversite Toamasina na (CUR)no niantsoina azy tamin'izany, fa nanomboka tamin'ny taona 1989 dia nahaleo tena tanteraka ny Oniversite Toamasina.

Ireo filoha nitondra

  • Ny taona 1977 hatramin'ny taona 1984, Dokotera Norbert RANDRIAMIARISOA
  • 1984 hatramin'ny 1990, dokotera Emile TSIZARAINA
  • 1990 hatramin'ny 2002, profesora  Eugène Mangalaza
  • 2002 hatramin'ny 2006,docteur Roger RAJAOHARIVELO
  • 2006 hatramin'ny 2012, Dokotera Gatien Prudent HORACE
  • 2012 hatramin'ny 2019, Dokotera Jérôme VELO
  • 2019 dokotera ZAFITODY Conscient.

Lamina anaty

Sampam-pianarana

Ny oniversite Toamasina dia manana ny sekoly lehibe efatra sy Institut enina ary ny sekoly fianarana raharaham-panjakana (administrative) , ireto avy izany :

Faculté de Droit, d'Économie et de Gestion

Manana departemanta telo :

  • Mention de Droit
  • Mention d'Économie
  • Mention de Gestion

Faculté des Sciences et Technologie

Misy departemanta efatra:

  • Mention de Physique
  • Mention de Mathématiques
  • Mention de Mathématiques-informatique et Application
  • Mention de Chimie

Faculté des Lettres et Sciences Humaines

Ato amin'ity Faculté ity dia misy departemanta dimy miampy Institut Confucius:

  • Mention d'Études françaises
  • Mention de Philosophie
  • Mention d'Anthropologie
  • Mention d'Histoire
  • Mention de Géographie
  • Institut Confucius

Faculté de Médecine

Manana departemanta telo ity sampam-pianarana ity:

  • Mention de Médecine humaine
  • Mention de Maïeutique
  • Mention d'Infirmerie

École Nationale Supérieure des Douanes

ISSEDD (Institut Supérieur de la Science Environnementale et du Développement Durable)

ISTRCE (Institut Supérieur de Technologie Régionale de la Côte-Est)

Ao amin'ny ilany atsinanan'i Madagascar anatin'ny faritra Analanjirofo ao amin'ny distrikan'i Fenoarivo Atsinanana ny misy azy.

ISTRA (Institut Supérieur de Technologie Régionale d'Atsinanana)

Ao amin'ny renivohitry ny faritra Atsinanana na distrikan'i Toamasina no misy azy.

ISTRALMA (Institut Supérieur de Technologie Régionale d'Alaotra Mangory Ambatondrazaka)

Any amin'ny faritra Alaotra-Mangoro ao amin'ny distrikan'Ambatondrazaka no misy azy.

Institut du Tourisme, du Patrimoine et du Territoire

Rohy ivelany

Jereo koa

Tsiahy

Tags:

Oniversiten' I Toamasina TantaraOniversiten' I Toamasina Lamina anatyOniversiten' I Toamasina Sampam-pianaranaOniversiten' I Toamasina Rohy ivelanyOniversiten' I Toamasina Jereo koaOniversiten' I Toamasina TsiahyOniversiten' I Toamasina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Siddhartha Gautama1742Fitoerana masinaTrombaYukihiro MatsumotoRonaldinho2000Sary2008KatôlisismaTriniteAkangaRianaratraMônakôRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Liste des indicatifs téléphoniques internationaux par paysAyaEvatoSatanaFanandroana malagasyBetsileoOlombelonaNy Avana RamanantoaninaMarchica MED SAJeôgrafian' i MadagasikaraVilo-mainaVolanaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Fanafoanana ny fanjanahantanyVondrom-poko ao EorôpaOgandaSilamoHomerZhuge LiangFilôzôfiaNtaoloForbesPaoly (apôstôly)AlakaraboAlejandro CharFifohazana Soatanàna2007PakistànaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraKirgizistànaTestamenta TalohaJesoaAterinetoJônatanaMadagasikara2015MahafalySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAlbert EinsteinTolom-bahoaka tamin' ny 1947Fahotana tamin' ny fototraFiteny anglisyWiki Foundation1988SiansaMamy RalaivitaGondolaFandraisanaSikidy malagasyTantaraFirenena MikambanaFanjakan'i Baroa🡆 More