Oniversiten' I Mahajanga

Oniversite MahajangaOniversiten' I Mahajanga
Oniversiten' I Mahajanga
Teny filamatra "Discipline - Cohésion - Excellence"
Niorina 1977
Karazany Fanjakana
Toerana Mahajanga
Firenena Oniversiten' I Mahajanga Madagasikara
Faritra Faritra Boeny
Toby Ambondrona
Filoha Emmanuel Andrianony Rakotoarivony

Isan'ny mpianatra 5000
Tranokala http://www.univ-mahajanga.edu.mg

Ny Oniversite Mahajanga dia sekolim-panjakana ambaratonga ambony, miorina ao Mahajanga renivohitra faritra Boeny any amin'ny faritra avaratra andrefan'i Madagasikara no misy azy.

Tantara

Naorina tamin'ny taona 1977, ny sekoly mianatra momba ny fahasalaman'ny nify na l'École supérieure de chirurgie dentaire (ESCD) no nisokatra voalohany tamin'izany. Ny Profesora George Rahoelina Rakotoarivelo no filoha nitantana ny Oniversite Mahajanga voalohany. Ny taona 1982 teo no nisokatra ireo sampana hafa toy ny sokajy fianarana momban'ny fahasalamana ankapobeny na médecine générale sy ny siansa natoraly ka ireo sampana roa ireo no nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny taona 1983 tao Mahajanga ihany.

Sampam-piofanana

Miankina

Ny Oniversite Mahajanga dia ahitana sokajy roa miankina :

  • Fianarana Fitsabona na "Faculté de médecine"
  • Siansa Natoraly (Biolojia, tontolo iaina, fambolena, fiompina, ...) na "Faculté des sciences"

Tsy miankina

Betsaka ny sokajim-piofanana izay andoava-mbola hita ao amin'ny Oniversite Mahajanga  :

  • Institut Universitaire de Gestion et de Management (IUGM)
  • Institut Biologie Appliquée (IBA)
  • École de Droit et Science Politique (EDSP)
  • École de Tourisme (ET)
  • École de Langue et de Civilisation (ELC)
  • ISSTM
  • EATP
  • Institut d'odontostomatologie tropicale de Madagascar

Krizy

Taona 2009 - 2010

Ny taona 2009, nisy ny fitokonan'ireo mpianatra nitaky vatsim-pianarana, tamin'ny taona 2010, dia natao ny fifidianana filoha vaovao dia ny Profesora Rabesa Zafera Antoine no lany hitondra ny Oniversite Mahajanga.

Taona 2014

Nanomboka ny taona 2010 no nitondran'ny Profesora Rabesa Zafera Antoine, niroborobo ny fandrosoan'ny Oniversite Mahajanga, nitombo ny sampam-pianarana. Taty amin'ny taona 2014 dia ravana avokoa ireo foto-drafitr'asa natao ary tapaka ny famatsiam-bola avy any ivelany. Akehitriny dia anatin'ny krizy sady fitondrana tetezamita tanteraka ny Oniversite Mahajanga.

Lisitra sampam-piofanana

Miankina amin'ny fanjakana Tsy Miankina amin'ny fanjakana
Faculté des médecines Institut Universitaire de Gestion et de Management (IUGM)
Faculté des sciences Institut Biologie Appliquée (IBA)
École de Droit et Science Politique (EDSP)
École de Tourisme (ET)
École de Langue et de Civilisation (ELC)
ISSTM
EATP
Institut d'odontostomatologie tropicale de Madagascar

Rohy ivelany

Jereo koa

Tsiahy

Tags:

Oniversiten' I Mahajanga TantaraOniversiten' I Mahajanga Sampam-piofananaOniversiten' I Mahajanga KrizyOniversiten' I Mahajanga Lisitra sampam-piofananaOniversiten' I Mahajanga Rohy ivelanyOniversiten' I Mahajanga Jereo koaOniversiten' I Mahajanga TsiahyOniversiten' I Mahajanga

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

CusyFanafodyVaryMalagasy (vahoaka)ClissonAntiziônisma799PenguinBaiboly amin' ny teny malagasyChaozhouVorombolaSkotisma Zazavavy eto MadagasikaraFiteny newariLaura MañáSalamo faha-47Dan RatherPrôtônaNepalyEtiôpia1802Paoly (apôstôly)Eskatôlôjia silamoFidinan' i Kristy any amin' ny fiainan-tsi-hitaEsôterismaMaqbool Fida HusainSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaOlombelonaZebraVavaka dimy fanao isan' andro (silamo)Park Jung-HoonAblainzevelleFitenyYelena TornikiduHasimpeoDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)DesambraFiteny bretonaRazana (finoana malagasy)HindoismaKassym-Jomart TokayevHéninelCrespin, NordGrigori Raspoutine1997FanagasianaSora-tsikidy malagasyAndriamanitra (ankapobeny)Wiki FoundationFitrandrahana harena an-kibon' ny tany eto MadagasikaraHypertext Markup LanguageAmbassaLegiomaHarena an-kibon' ny tanyKameronaMatoantenyRanavalona IIIHenan'omby18301804Bodo (mpihira)Mediawiki1975Fanjakana (Beroroha)Isam-poninaAntambaTetiandroHaisoratraLahatra (finoana malagasy)Ady Lehibe VoalohanyÉcordal22 Aogositra1976🡆 More