Olom-Potsy

Ny Olom-potsy dia sarangam-piarahamonina betsileo.

Voalaza fa misy fokon' Olom-potsy miisa 78 ny Betsileo. Ny maha isan' ny foko iray dia mifindra amin' ny alalan' ny fianahana ary mamaritra ny lalàn' ny fanambadiana izay tsy azo atao afa-tsy eo amin' ny fianakaviana iray foko ihany. Ny foko tsirairay dia samy manana ny fadiny, sady manana ny fitsipika mifehy azy. Iray amin' ireo saranga efatra tao amin' ny fiarahamonina nentim-paharazana betsileo ny Olom-potsy, ka ny telo hafa dia ny Hova (andriana), ny Andevohova ary ny Andevo.

Jereo koa

Sanga tao amin' ny fiarahamonina betsileo:

Tags:

Andevo (teto Madagasikara)AndevohovaAndrianaBetsileoFadyHova (betsileo)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

DrônaFanjanahantanyFiteny japôneyTsinyGoavy (zavamaniry)Abidy malagasyAsa (mpanjakan' i Jodà)Boky voalohan' ny MakabeoAlahamadibeSiliaAdimizanaFanekem-pinoana nikeanaOlombelonaAostraliaTestamenta TalohaJosip SkoblarEvan'ny zodiakaEtazoniaVintana (finoan-drazana malagasy)TranonkalaApôstôly roa ambin' ny foloApôkalipsin' i StefanaAndrianampoinimerinaFanomezana fiton' ny Fanahy MasinaSihanakaFianarantsoaAndriantompokoindrindra (foko)EtikaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraArdeshir IraniBareinaTononkaloNikôdemôsyWiki FoundationAriaryFaritanin' i MahajangaTom KilburnBaiboly katôlikaSamuel RatanyEvanjely miafin' i JoanyKameronaFiteny antemoroAntandroySilamoPôlitika eto MadagasikaraVondrom-bokin' i Nag HammadiFamadihanaBokin' i IsaiaBaiboly amin' ny teny malagasyFitsarana faranyFifohazana (kristianisma malagasy)Boky fahadimin' ny MakabeoZafisoroZairaM.I.A.Tsirinteny sara-droaTanzaniaAsan' ny ApôstôlyFamorana1997LalànaApôkrifan' ny Testamenta VaovaoMasikoroRazafinimanjaka RaketakaMorondavaVazimbaRangitaFivavahan-drazana afrikanaTantaran' i MadagasikaraWikipediaBiby🡆 More