Ratsirahonana Norbert Lala

I Norbert Lala Ratsirahonana dia mpanao pôlitika malagasy, teraka tamin' ny 18 Nôvambra 1941.

Norbert Lala Ratsirahonana
Ratsirahonana Norbert Lala
Ankapobeny
Anarana Norbert Lala Ratsirahonana
Teraka 18 Novambra 1941
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa :
  • mpanao politika
Fiainana manokana

Olona niezaka hampandroso ny firenena tamin' ny fanampiana sy ny fananarana ny mpitondra izy. Namorona ny antoko Asa Vita Ifampitsarana sy ny televiziona Ravinala, izay novidin' i Andry Rajoelina ka novany anarana hoe Viva, izy.

Pôlitika

Rehefa naato tamin' ny asa maha filohan' ny Repoblika azy i Zafy Albert tamin' ny taona 1996 araka ny fombafomba voalazan' ny lalàmpanorenana, dia nitsangana ny Retezamita notarihin-dRatsirahonana Norbert izay filohan' ny Fitsarana Avo Momba ny Lalàmpanorenana tamin' izany. Nikarakara ny fifidianana izay ho filoham-pirenena hasolo an' i Zafy izy.

Rohy ivelany

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Ratsirahonana Norbert Lala 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Rajoelina Andry

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Limbo439Rôma TalohaEorôpaAnjara (finoana)Fanjanahantany1826Fifandraisan-davitraMicrosoft WindowsFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraAmbohimangaMpandrindra milinaVolamenaHoditraListrin'ny Farihy eto MadagasikaraFiteny aromanianaVolahavana GermaineFiteny latinaHiragasyAndriamasinavalonaFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraAntankaranaBootjack, Kalifornia2003Fanjakana MitambatraGregoriosy avy any NisaAzia andrefanaAzôtaTeôlôjia dôgmatika1431DemonyTsipi-panohizanaISO 4217Paoly (apôstôly)MarovatoPalmdale, KaliforniaLisitr' ireo mpanjaka merinaRabatMats HummelsLisbonPôlitikaHazoFirenena MikambanaFilazantsara sinôptikaArjentinaOlombelonaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)RômaHasanabad, ReyFahababoana tany BabilônaFilazantsara araka an' i MarkaAostraliaTetiandro malagasyRy Tanindrazanay malala ôMaleziaMosesy MaimonidaMosavy (finoana malagasy)Fiteny frantsayBokin' i EzekielaMatoatoaMpampiankin-tenyLozan' ny fananana iombonanaVikingy (vahoaka)FrantsaRanavalona IIIFidangan' ny vidim-piainanaAdimizanaVanim-potoana kristianaAmerika AtsimoRaki-pahalalanaGoogleTesalônikaSodànaLisitry ny filohan' i Madagasikara🡆 More