Nice

I Nice dia kaominina frantsay ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Frantsa, prefektiora ao amin' ny departeantan' i Alpes-Maritimes sady tanàna faharoa ao amin' ny faritra Provence-Alpes-Côte d'Azur, manarakaraka an' i Marseille.

Any amin' ny 30 km miala ny sisintany manasaraka an' i Frantsa sy Italia no misy azy, eo amin' ny sisin-dranomasin' i Mediteranea. Tamin' ny taona 2018 dia nisy mponina miisa 341 032 ny ao.

Nice

Tags:

Alpes-MaritimesFrantsaItaliaKaomininaMarseilleProvence-Alpes-Côte d'AzurRanomasina Mediteranea

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TailandyImanoelaKantoBokin' ny MakabeoConteville-lès-BoulogneFahefana mpanatanterakaTestamenta VaovaoBoky voalohan' ny MakabeoNizeriaFiteny kôreaninaRavinalaTononkaloTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôAmbohimahasoaMichael JacksonFandikan-tenyAveloTanala(28353) ChrisnielsenFiteny sakalavaTany lemakaSun Yat-senRosiaKristianisma eto MadagasikaraAntankaranaFiteny javaneyJapànaAsa (mpanjakan' i Jodà)Arintany mahazatraTwitterHaikyuAndriamandisoarivoFanahy MasinaFady (malagasy)Endrika araka anjara asaÉmile DurkheimMpampiankin-tenyFiteny tsovasaVondrom-bokin' i Nag HammadiJosip SkoblarAbidy araboFahaleovantenaFilazantsara araka an' i MarkaTobilehibeAmalonaHovaGoavy (zavamaniry)Evanjelin' i BarnabàApôstôly roa ambin' ny foloTodyTsirintenyTendrontany AvaratraLahatra (finoana malagasy)Rova ManjakamiadanaFahafatesanaBoky fahadimin' ny MakabeoItaliaRSSVolamenaVadin' i MohamadyM.I.A.GovernemantaAndriamanitra (ankapobeny)AnamalahoNApôkalipsy gnôstikan' i PeteraMurah Andrialalaina FlorlysToetanin-jana-pehin-tany🡆 More