Nazisma

Ny nazisma, ara-pomba ôfisialy ny sôsialisma nasiônalista (alemanina: Nationalsozialismus [natsi̯oˈnaːlzotsi̯aˌlɪsmʊs), dia firehan-kevitra sy fomba fanao mifandraika amin' i Adolf Hitler sy ny antoko Nazi (Alemanina: Nationalsozialistische Deutsche Arbeiterpartei, NSDAP, na Antokon' ny Mpiasa Sôsialista) any Alemana Nazi.

Nandritra ny fiakaran' ny fitondrana Hitler tamin' ny taona 1930 tany Eorôpa. Ny teny hoe "neô-nazisma" mifandraika amin' izany dia ampiharina amin' ny vondrona havanana hafa misy hevitra mitovy amin' izany izay niforona taorian'ny fianjeran' ny fitondrana Nazi.

Nazisma
Sainan' ny Nazi

Tags:

Adolf HitlerAlemainaEorôpaFiteny alemànaSôsialisma

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Farao ao amin' ny BaibolyBretagne-d'ArmagnacTetiandro gregôrianaEzekielaAndrianaFiteny alemànaEorôpa AtsimoSlôvakiaIndiaOlombelonaRepoblika Demôkratika MalagasyTerakaIstanbulSekoly24 FebroaryIranianina (vahoaka)AbkaziaRy Tanindrazanay malala ôBatisaFifohazana AnkaramalazaZairaImmanuel KantEglizy katôlika rômaninaBlaogyMediaWikiHazoVintana (finoan-drazana malagasy)ForyToniziaAlakamisy AnativatoFahefana mpanao lalànaPellevoisinVaryDanemarkaLalan-jazaPôlitika eto MadagasikaraAl-BiruniFANJAKAN’ I MADAGASIKARALoza folo tao EgiptaZezikaListrin'ny Farihy eto MadagasikaraAntom-pisian'ny olonaRepoblika MalagasyFivavahana iraniana1737Testamenta VaovaoVolgataFifandraisan-davitraTanzaniaAmerika AtsimoFilôzôfiaBirikySoisaSokyFiteny iranianaRepoblika Demokratika MalagasyHarin-karena faobeFandraisanaMerinaMaleziaHindoismaFiraisana ara-nofoFitsipi-pitenenanaAngatra (aretina)PersiaJean Narivony19702016Fanahy Masina (kristianisma)Farao🡆 More