Anarana Nazareana

Maro ny vondron' olona antsoina amin' ny anarana hoe Nazareana na Nazôreana na Nazarena.

Ny Kristiana teo anatrehan' ny Jiosy

Niantsoana ireo mpianatr' i Jesoa ny hoe Nazôreana na Nazareana na Nazarena sady niantsoana an' i Jesoa tenany, noho izy nandany ny fahazazany tao Nazareta. Nantsoin' ny Jiosy tamin' io anarana io ihany koa ny Kristiana voalohany.

Sekta jodeô-kristiana

Taty aoriana dia niantsoana antoko na sekta jodeô-kristiana niaina tamin' ny taonjato faha-4 izay nitandrina fatratra ny Lalàn' i Mosesy sy nino ny maha Andriamanitra an' i Jesoa Kristy ny anarana hoe Nazareana na Nazôreana. Tsy nanaiky an' ireo epistilin' i Paoly izay mampianatra ny tsy tokony hitandremana ny Lalàna jiosy izy ireo.

Ny Mandeana

Mety manondro ny mpanaraka ny mandeisma izay sekta gnôstika nanandratra an' i Joany Batista nefa nanambany an' i Jesoa izay heveriny ho mpaminany sandoka koa ny hoe Nazareana na Nazôreana.

Jereo koa

Tags:

Anarana Nazareana Ny Kristiana teo anatrehan ny JiosyAnarana Nazareana Sekta jodeô-kristianaAnarana Nazareana Ny MandeanaAnarana Nazareana Jereo koaAnarana Nazareana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fahasalamana1954AndrianampoinimerinaTestamenta VaovaoAntambahoakaFiteny espaniôlaFanekem-pinoana apôstôlikaLetôniaBokin' i EzekielaBaolina kitraMasoandroFiraisana ara-nofoEndolzansyTantaran' i AlemainaTanyMandravasarotra6 AogositraZanahary (finoan-drazana malagasy)Mozilla FirefoxFiteny siriakaQotbabad1997IrànaMaty1744Fiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraAbidy grika16 JolayIstanbulBetela153AljeriaPôlinezia FrantsayTsekiaNy Avana RamanantoaninaGoogleAbbasabad, MazandaranBetsimisarakaRadama VoalohanyFanahy Masina (kristianisma)PaskaTanora Malagasy VononaFivarotana andevoLalan-jazaFahefana Avon' ny TetezamitaTebay (Ejipta)WikiKalsiôma22 AprilyAveloSan FranciscoFiteny aromanianaRanoApôlinariôsy avy any Laôdikea1237ApôlinarismaHasina (zavamaniry)HindoismaFiteny katalànaVolgataFandriam-pahalemanaKristianisma eto Madagasikara1826FloridaRômaAbkaziaListrin'ny Farihy eto MadagasikaraFahaleovantenaKôngô-BrazzavilleAsorotanyMetafizikaHypertext Markup LanguageFivavahanaFiteny hebreo🡆 More