Fanandroana Mpitifitra Tsipìka

Ny Mpitifitra Tsipìka na Alakaosy no vintana fahasivy amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka.

Ny Maingoka no eo alohany ary ny Tandrok' Osy no manaraka azy.

Fanandroana Mpitifitra Tsipìka
Ny evan' ny Mpitifitra Tsipìka
Fanandroana Mpitifitra Tsipìka
Antokon-kintan'ny Mpitifitra Tsipìka

Ny antokon-kintana Mpitifitra Tsipìka sy ny zôdiaka

Fanandroana Mpitifitra Tsipìka 

Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny fari-danitry ny antokon-kintana Mpitifitra Tsipìka dia amin' ny 18 Desambra hatramin' ny 18 Janoary. Eo amin' ny 16 Desambra hatramin' ny 14 Janoary ny fari-potoan' ny Mpitifitra Tsipìka ao amin' ny zôdiakan-kintana fa amin' ny 22 Novambra hatramin' ny 21 Desambra izany araka ny zôdiaka mikisaka.

Jereo koa

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Tags:

Maingoka (fanandroana)Tandrok' Osy (fanandroana)Zodiaka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Andriamanitra (ankapobeny)OyonnaxEpistilin' i PaolyFahotana tamin' ny fototraOmbyTestamenta Taloha1200Fanjakana (Beroroha)AntsirabeTakatraSamaritanaZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaHenan'ombyZanak' Andriamanitra (kristianisma)Fanjakana MitambatraAlakaraboKnut HartwigToliaraEdenaSokajin-tenyPaoly (apôstôly)Filazam-potoana (fitsipiteny)AlohotsyPorto AlegreNeymarRosiaSoi CheangBiôgrafiaHaisoratraKaokazyLahatra (finoana malagasy)Bob MathiasYokohamaSakramentan' ny filaharanaSinaBokin' ny mpaminany (Baiboly)BôliviaMpanoritraItaliaBaruch SpinozaFiteny sinoaGoaikaChaozhouMelaneziaakohoTestamenta VaovaoTanàn-dehibeOndrilahy (fanandroana)1600AdaoroFivarotana andevoBokin' ny Ekleziastika18201905Vondrona EorôpeanaAmbassaAotrisyFivavahanaNizeriaFanalan-jaza27 Aogositra1804Fiteny skôtsyLvivgeorges charpentierSihanakaTononkaloAfrikaLisitry ny gazety ao MadagasikaraAMistery masinaAntamba🡆 More