Fitsipiteny Mpanampy

Ny mpanampy dia na sokajin-teny na anjara asa, arakaraka ny fiteny na ny mpahay teny.

Amin' ny fitsipiteny mahazatra ao amin' ireo fiteny eorôpeana sy ny fiteny hafa naka tahaka ny fitsipiteniny dia ao amin' ny sokajin' ny matoanteny no ahitana ny mpanampy ka misy araka izany ny matoanteny mpanampy izay atao hitondra ny mariky ny filazam-potoana sy ny fiendrika sns ho an'ny endriky ny matoanteny. Ao amin' ny fiteny malagasy kosa dia sokajin-teny hafa tanteraka izay mitovitovy amin' ny tambinteny ny mpanampy fa tsy matoanteny.

Jereo koa

Tags:

Anjara asa (fitsipiteny)FiendrikaFilazam-potoana (fitsipiteny)Fiteny malagasyFitsipi-pitenenanaMatoantenyMatoanteny mpanampySokajin-tenyTambinteny

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SakramentaBob MathiasAntankarana18201971Fivarotana andevoSouth El Monte, KaliforniaMatoantenyFinoana1405TanakhHenri RatsimbazafyAntisemitismaTranoAngatra (lolo)BrisbaneSvante August ArrheniusAlan BallAmpembambazahaTaom-baovao malagasyISO 4217Mistery masinaNeôlitikaKiantenygeorges charpentierHira (maky)ClissonLalana (sikidy)2004EtiôpiaKatôlisismaAjdin MahmutovićFiteny antesakaFotoanaAgnyAndriantsolyPorto AlegreFianarantsoa2009Fanonganam-panjakana2014RuesnesakohoEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaHoudelmontAlakaosyFiteny espaniôla340SolombavambahoakaBob KhannaTohu wa-BohuOndrilahy (fanandroana)ZivaNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraAleksandriaRecifeMelaneziaAdaoroFanandroana malagasyAlahamady1957AndrianampoinimerinaPrôtônaBetsimisarakaKabaryAndrianaVoalobokaZafisoroFady (malagasy)🡆 More