Mosesy Maimônida

I Maimônida na Maimônidesy na Moshe ben Maimon na Mosesy Maimônida dia filôzôfa jiosy sy dokotera sy mpandinika nanana ny maha izy azy ao amin' ny jodaisma tamin' ny Andro Antenatenany tao Espaina, izay teraka tamin' ny 30 Marsa 1138 ary maty tamin' ny 12/13 Desambra 1204 tao Kahira ao Egipta.

Mosesy Maimonida
Mosesy Maimônida
Ankapobeny
Anarana Mosesy Maimonida
Teraka 1 Janoary 1138
Maty 12 Desambra 1204
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Espaina
Asa :
Fiainana manokana

Anarany amin' ny teny hebreo ny hoe משה בן מימון / Moshe ben Maimon. Atao amin' ny teny arabo hoe أبو عمران موسى بن ميمون بن عبد الله القرطبي اليهودي / Abu Imran Musa ibn Maimun I ibn Abdallah al-Kurtubi al-Yahudi izy. Nataony amin' ny fiteny arabo sy hebreo ny asasorany. Rehefa nanomboka ny fanenjehan' ny Mozilmana ny Jiosy sy ny Kristiana dia nanapa-kevitra ny hifindra monina any Fez na Fès tamin' ny taona 1160 ny fianakavian' i Maimônida, avy eo nifindra tany Palestina tamin' ny taona 1165 alohan' ny hanorenany fonenany ao Kahira any Egipta. Taty aoriana i Maimônida dia tonga raby lehibe sy mpitsabo tao an-dapan' ny soltàna Saladin I (arabo: صلاح الدين يوسف / Ṣalāḥ ad-Dīn Yūsuf).

Ny fiainany manokana

I Maimon ben Yossef HaDayan no rainy. Ny zanany dia i Abraham ben Moses ben Maimon.

Jereo koa

Rohy ivelany

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Mosesy Maimônida 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Andro AntenatenanyEjiptaEspainaFetin'ny TriniteFilôzôfiaFiteny araboJiosyJodaismaKahiraKristianismaMozilmanaPalestina (faritra)RabySaladinSoltànaTeny hebreo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FiaramanidinaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraAhidamboAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaPrayolsVavaka dimy fanao isan' andro (silamo)Éric CantonaYelena TornikiduZanak' Andriamanitra18001992VezoKalandrie litorjika katôlika rômanina50050 CentPapoa (vahoaka)Malagasy (vahoaka)Fiteny hindỳTanakhFiteny bretona1820KelsôsyEmpira BizantinaFilipinaFiarahamoninaFanahy (kolontsaina malagasy)1807Fiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaAppleAkangaMontangesFanahy1008Kota TarakanBligny-sur-OucheHira (maky)2014TorontoFanatontoloanaFirenena MikambanaValve CorporationAngatra (lolo)Hasina (zavamaniry)6 JanoaryIsraelyTandavan-tendrombohitra AlpaFanahy MasinaBaiboly katôlikaHetsika Vokovoko Mena sy Tsinambolana Mena Iraisam-PirenenaAntisemitismaPrôtestantismaNjakatianaMpampiankinaFanagasianaOhabolana640ChâtellenotOyonnaxNobiaLa CapelleRepoblika Demokratika MalagasyRandriamamonjy FrédéricWilliam III an'i AngleteraSakay (zavamaniry)Mpisolo tena (fitsipiteny)AljeriaBokin' i Amôsa426New YorkNahavandKor'anyGrigori Raspoutine🡆 More