Milina Fikajiana

Ny milina fikajiana dia zavatra noforonin'ny olombelona natao hikajy sy handraraha ny asa eny amin'ny birao na andavan'andro.

Ny milina fikajiana dia mihamatanjaka sy miha-matotra isan'andro nohon'ny fandrosoana sy fivoaran'ny fikaroahana amin'io taranja io ka mahatonga azy hampitoviana amin'ny sainan'olombelona. Izay indraindray no antsoin'azy hoe: solosaina.

Manana fitadidiana sy fahalalana na programa mandrindra izany ilay milina.

Ny milina fikajiana dia azo zaraina sokajy roa; eo ny Rindrankajy ary eo ny Hardware.

Tags:

Olombelona

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FanahyJerosalema AndrefanaFandriam-pahalemanaJapànaOnjan-dranoFilazantsara araka an' i MarkaBetsimisarakaIstanbulTebay (Ejipta)OtrikaretinaDanemarkaVolahavana GermaineFiteny japôneyFiangonana kalkedônianaLisitry ny filohan' i MadagasikaraTrinite612Fiteny frantsayMerinaKabary am-panambadianaZezika1997Taom-baovao malagasy2003ÔksizeninaMozikaHindoisma1963Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFiarahamonina6 AogositraEglizy katôlika rômaninaAberdeen, South DakotaFitiavanaSivilizasiona mikenianaJohann Wolfgang von GoetheSamuel RatanyFarao ao amin' ny Baiboly9 MartsaAveloFiteny romantsaKolontsainaFloridaEndolzansyAmbohimangaOperaTsekiaISO 3166-1Benito MussoliniDanilo GallinariAsa AkiraOzbekistànaFiteny aromanianaSampan-tenyFahefana mpanao lalànaHaisoratraPelikanaMeyAmerika AtsimoKodiarana1945Tantaran' ny kristianismaFampihorohoroanaZanabintanaSoavalyKamerona1826Firenena MikambanaOlombelonaSikidy malagasyRadama IIHasanabad, ReyIrànaSilamoSoratra🡆 More