Metatra Isa-Tsegondra

Ny metatra isan-tsegondra (eva: m/s na m⋅s−1) dia ventim-pandrefesana sampana ara-kafainganana ao amin'ny Lamina iraisam-pirenena.

Ny songatombon'io venty io dia ny kilometatra isan-tsegondra (eva: km/s na km⋅s−1). Ny hafaingan'ny hazavana ao amin'ny foana dia 299 792 458 m/s; nampiasaina hamaritana ny metatra izany nanomboka tamin'ny taona 1983. Amin'ny fiainana andavanandro dia ampiasaina ny kilometatra isan'ora (km/ora), izay mitovy amin'ny faharetana sy elanelana azo tombanana. Ny ora iray dia misy 3 600 segondra, ka noho izany dia ny 1 m/s dia mira amin'ny 3,6 km/ora (1 m/s = 3,6 km/ora), ary ny 100 km/ora dia mira marikitra ny 28 m/s (100 km/ora ≈ 28 m/s).

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Kilômetatra toradroaSão Bernardo do CampoRaúl CastroOiseFahaleovantenaIaldabaôtaSakramentaBodo (mpihira)TobilehibeRoger B. ChaffeeFototenyEpistily ho an' ny KôlôsianaForcelles-Saint-GorgonVincent KompanyWattignies-la-VictoireAterinetoIbitingaHasina (hery tsy hita maso)Lewis RickinsonDadabe NoelyPeter StebbingsNorroy-lès-Pont-à-MoussonTwitterHazaelaVohemarJeanne d'ArcÅge HareideTantaran' i EtazoniaWiki FoundationJohn E. BlahaCody, WyomingRanavalona IIIBibyBryan CoreyAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenena1939RofiaTandrok' Osy (fanandroana)Branko OblakAmbodifahitraAnolakaDennis PulestonWichita Falls, TexasKolontsaina malagasyMizana (fanandroana)RirininaRadama II640Gadsden, AlabamaLloyd KaufmanSiramamyLiokaDrôna1680Lisbon, North DakotaFiteny lemnianaBoky faharoan' ny TantaraJoseph MonierAntsirabePirangaBiôgrafiaRay CharlesMpanampy (fitsipiteny)1991Tantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôKafe (fisotro)Pentekôsta28 JanoaryFosaFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito eto Madagasikara🡆 More