Tany Menabe

Ny menabe dia ampahan-tany iadidian' ny mpanjaka mivantana fa tsy ankininy amin' ny andriana (tompomenakely na tompombodivona).

Mifanohitra amin' io ny menakely izay tany iadidian' ny andriana na dia eo ambany fanapahan' ny mpanjaka aza.

Ny menabe tao Imerina

Ny menabe, tao amin' ny fanjakan' Imerina, dia ny faritra nisy ny vohitra rehetra sy ny vahoaka teo ambany fahefan’ ny andriamanjaka mivantana ka ny foibeny dia Antananarivo. Ny mponina tamin’ izany faritra izany dia nantsoina koa hoe "menabe". Rehefa niamboho Andriamasinavalona, dia samy nanjaka tamin’ ny vodivona nisy azy avy izy ny zanany efa-dahy, nihazakazaka samy nanao menabe ny faritra natolotra hanjakan’ izy ireo tsirairay. Ireto ny menabe tamin’ izany: Antananarivo, Ambohimanga, Ambohidratrimo ary i Alasora.

Tags:

Menakely (tany)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FanandevozanaWashington D.C.Fiteny jeôrjianaNikôdemôsyFiteny tsovasaMpampiankin-tenyTononkaloAnjelyPoaceaeIndiaRatsimilahoKameronaFanjakan' ImerinaKristianisma eto MadagasikaraEvanjelin' i BarnabàAngatra (aretina)Goavy (zavamaniry)Sihanaka1853Bokin' ny MakabeoAbidy malagasyZavaboaryEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Betsileo1912Tobilehibe FarihimenaFacebookAntefasyLibiaFivavahan-drazana malagasyFiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikySakramentan' ny fanambadianaMarshall LeffertsFiteny betsimisaraka avaratraSakafo malagasyEzekielaSakarahaMozikaHypertext Markup LanguageTetiandro malagasyReniranoAlohotsyAbdellatif FellainiFahaleovantenaBaraKhadija al-SalamiFaritra DianaFiraisana ara-nofoEvanjely miafin' i JoanyPrôtestantisma eto MadagasikaraZon' olombelonaFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014Abidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaVondrom-bokin' i Nag HammadiAdaoroMôlekiolaFitenim-paritra malagasyTolom-bahoaka tamin' ny 1947IFivavahan-drazana afrikanaAdimizanaAnganoÉmile Durkheim1200Boky faharoan' i HenôkaTany lemakaPaska jiosyAndriamanitra (tokana)🡆 More