Vahoaka Masageteana

Ny Masageteana na Masageta dia vahoaka mpitaingin-tsoavaly mpifindrafindra monina tamin' ny Andro Taloha, miteny indô-eorôpeana skitiana nonina tany amin' ny Fatrana Eoraziana ao amin' ny faritra manomboka amin' ny Ranomasina Aral sy ny Ranomasina Kaspiana (any ankotran' i Araxes, hoy i Herôdôtôsy ) hatrany amin' ny sisin-tanin' ny Empira Persiana Akemenida, ary tao amin' ny empmiran' i Aleksandra Lehibe.

Mifandray amin' ny Skitiana angamba izy ireo, ka nafangaron' ny mpanoratra fahiny sasany.

Vahoaka Masageteana
Sarintany araka an' i Herôdôtôsy, ahitana ny faritra nonenan' ny Masageteana ao atsinanan' ny Ranomasina Kaspiana.

Jereo koa

Tags:

AkemenidaAleksandra LehibeAndro TalohaFiteny indô-eorôpeaninaHerôdôtôsyRanomasin' i AralRanomasina KaspianaSkitiana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AndrianjakaMpaminanyMarumsco, Virginia530Bonneval, Eure-et-LoirVolana (fotoana)Internet ExplorerNeville SouthallVladimir LeninLisitr' ireo mpanjaka merinaAndrianampoinimerinaPalestininaSiberiaCalvin CoolidgeHelodranon' AmpasindavaSpokaneForyLisitry ny zavatra madinidinika 7001-8000OhabolanaFiteny (heviny mivelatra)ViratyFanjakan' ImerinaNGC 2608Fanasan-tongotra (fivavahana)BergicourtMuslim ibn al-HajjajBokin' ny GenesisyAntemoroLazaina (fitsipiteny)Eskatôlôjia silamoFatranaTantaran' ny kristianismaCurrent eventsLisitry ny zavatra madinidinika 3001-4000Tolom-bahoaka tamin' ny 1947AntesakaRaki-pahalalanaRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaOndrilahy (antokon-kintana)Tetiandro malagasy26 OktobraAndrianaWiki FoundationNigel GodrichMarcos SennaFanjakana MitambatraMalezia17 MartsaBrienne-sur-AisneVanoLichingaCharles ThurberFaritany eto MadagasikaraCarlos CorreaSiliaHerman Francis MarkLisitry ny zavatra madinidinika 24001-25000Fiteny indô-eorôpeaninaJack LondonKyivDābbat al-ArḍSoisaAnglikanismaPedro II an'i BrazilaDinan' i VarsoviaNôrvezySakramentaBarrie(2984) ChaucerRadama IIEstônia🡆 More