Maromiantoana

Amin'ny matematika, ny maromiantona (anglisy: polynomial ; frantsay: polynôme) dia fitambarana lanjan'isa tsimiova ary miova voatoraka, izay mampiasa ny fifanampiana, fifanalana, fifampitomboana na fanainga.

Azo soratana ho fitambaran'ny tokamiantoana ireo maromiantoana araky ny fanoratana manaraka :

Mitovy amin'ny voasoratra eo ambany io fitambarana eo ambony io :

Ny lefa maromiantoana dia lefa izay azo faritana amin'ny alalan'ny maromiantoana. Ampiasaina amin'ny taranja mron'ny matematika ary ny siansa amin'ny ankapobeny ireo lefa maromiantoana.

Lazaina fa lefa maromiantoana izay lefa azo faritana amin'ny alalan'ny fitambarana tokamiantoana. Azo lazaina fa maromiantoana ny lefa raha mahafeno ho an'ny argiomenta rehetra izay ahitana isa feno tsy miiba ary lanjan'isa tsimiova.

Famaritana

Amin'ny ankapobeny

Azo soratana amin'ny endrika manaraka ny maromiantoana manana ova iray (izay soratana Maromiantoana ) na maro

Maromiantoana  izay iheverina : Maromiantoana 

Tokamiantoana

Ny lefa tokamiantoana dia soratana toa izao :

Maromiantoana 

Ny sandan'i n dia isa ao amin'ny tontolon'i Maromiantoana 

Heverina fa tokamiantoana avokoa ireo lefa izay ahitana ova maro. Tokamiantoana koa ny lefa Maromiantoana  na ny lefa Maromiantoana . Amin'ilay tranga farany, dia isa haro ny isa Maromiantoana .


Roamiantoana

Ny roamiantoana dia fitambarana, fanalana, fampitomboana tokamiantoana roa.

Maromiantoana  ary heverina fa Maromiantoana , ary Maromiantoana 

Heverina fa roamiantoana avokoa ireo lefa izay ahitana ova maro. Roamiantoana koa ny lefa Maromiantoana  na ny lefa Maromiantoana .

Telomiantoana

Ny telomiantoana dia fitambarana, fanalana, fampitomboana tokamiantoana telo.

Maromiantoana  ary heverina fa Maromiantoana , ary Maromiantoana 

Heverina fa telomiantoana avokoa ireo lefa izay ahitana ova maro. Telomiantoana koa ny lefa Maromiantoana  na ny lefa Maromiantoana .

Asamarika

Ny maromiantoana roa Maromiantoana  ary Maromiantoana  dia azo hanaovana ireo asamarika ireo :

  1. Fitambarana (na fanalàna) : Maromiantoana 
  2. Fampitomboana (na fizarana) : Maromiantoana 

Ho an'ny ohatra manaraka dia heverina fa Maromiantoana  ary Maromiantoana .

Amin'ny tranga voalohany (ny fitambarana) dia mikambana ho miaromiantoana tokana ny valiny V. Ny degre ambony indrindran'io maromiantoana tambatry ny maromiantoana P sy Q io dia ny tokamiantoana avo degre indrindra amin'izy roa ireo.

    Ohatra

Maromiantoana 
Maromiantoana 
Manome ny valiny : Maromiantoana 
Ny degre ambony indrindra dia ny degre ambony indrindra dia ny toraka avo indrindra amin'i P sy Q

Amin'ny fampitomboana maromiantoana dia ampitomboana tsirairay amin'ny tokamianton'i Q ny tokamianton'i P.

    Ohatra

Maromiantoana 
Maromiantoana 
Manome ny valiny : Maromiantoana 
Ny degre ambony indrindra dia ny fitambaran'ny ny toraka avo indrindran'i P amin'ny toraka avo indrindran'i Q. Amin'ny fizarana P/Q kosa, ny degre ambony indrindran'ny valiny V dia ny degre ambony indrindran'i P esorina amin'ny degre ambony indrindran'i Q.

Fampimirana

Ny fampimirana ara-maromiantoana dia fampimirana manana endrika Maromiantoana .

Arak'izany dia azo lazaina fa fampimirana ara-maromiantoana ny fampimirana Maromiantoana .


Maromiantoana 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Maromiantoana FamaritanaMaromiantoana AsamarikaMaromiantoana FampimiranaMaromiantoana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Ny Avana RamanantoaninaFanahyFamoranaEkoadôra28 MartsaIndôneziaFambolenaApôkalipsy faharoan' i JakôbaSorona masinaFandraisanaRadama VoalohanyFaritra Amoron' i ManiaEvanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny FoloAlakaosyVanim-potoana kristianaHebreo (vahoaka)Volana (fotoana)Fampielezam-peo FMÔseaniaFiteny frantsayFanjakana MitambatraAdy MangatsiakaAdaoroAndriamanitra (tokana)RongonySelaFaritra Atsimo-AndrefanaPneomatôlôjiaAntankaranaIaldabaôtaVirjiniaTranonkala1971Katesizin' ny Fiangonana KatôlikaKelsôsyNederlandySetianismaEorôpaCurrent eventsFivavahan-drazana malagasyMaqbool Fida HusainAdizaozaHôngriaHermann HesseBanto (vahoaka)SamôaIamblikôsyTaratasin' i LentolosyZone FrancBoky protokanonikaVolahavana GermaineJean NarivonyFaritra SofiaGovernemantaHendersonville, TennesseeZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaChauvac-Laux-MontauxBokin' i JôbaFanambaràna ny hevitry ny nofyÔlimpôsy (Torkia)FahaterahanaSoson-drivotraApôkalipsy voalohan' i JakôbaVoninahitra (fivavahana)WikibolanaSampan-tenyHasina (hery tsy hita maso)Bokin' i DanielaSikidy malagasy🡆 More