Maky

Ny maky na amboanala (Lemuridae) dia biby amin' ny laharan' ny primates tsy hita raha tsy eto Madagasikara.

Misy eo ho eo amin' ny sivifolo ny karazana amboanala.

Maky
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Maky
Maky

Ohatra

Indreto ny anarana anondroana ny karazana amboanala na maky amin' ny teny malagasy: ahay, iay, alokoteha, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, ankombavaliha, apongy, avahy, babakoto bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo mena, bokombolo, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, gidro, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kelibeohy, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, sadasada, setohy, siba, sifaka, sifakabilany, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy be, tsidy kely, tsidy, tsinjoarivo, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, vangavanga, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, variñena, vary .

Jereo koa

Tsiahy

Tags:

Madagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Kolontsaina malagasyPaska jiosyAlemainaAzia andrefanaFibebahanaEvekaFiteny grikaSan FranciscoAntambahoakaAzerbaijànaAntom-pisian'ny olonaToetanin-jana-pehin-tanyFaritra Analamanga18881960Fiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraAljeriaEpistily ho an' ny RômanaZanabintanaHajjiabad, HormozganVanim-potoana kristianaJibotỳFilazantsara sinôptika1954612TsekôslôvakiaRFanambaràna ny hevitry ny nofyTorkiaFifandraisan-davitraZhuge LiangFiangonana Jesosy MamonjyFifohazana AnkaramalazaFivavahana iraniana24 Febroary1417MaleziaFehezantenyFiteny iranianaAlakaosyFiteny siriakaMaorisyAndriamasinavalonaAntesakaVaryJean-Joseph RabeariveloPaoly (apôstôly)Fivavahana amin'ny razanaRanavalona IVintanaSabelioBenito MussoliniDemôkrasiaTeôlôjiaUPaskaVolamenaAndôraFitampohaBetelaTerakaAmerika AtsimoFahefana mpanao lalànaFisaraham-pahefanaSokajin-tenyTantaran' i AlemainaBiôgrafiaJohann Wolfgang von GoetheGoogleBetsimisarakaKyivFanambadiana1744🡆 More