Katara

I Katara na Fanjakan' i Katara dia firenena ao Atsinanana Akaiky any Azia, izay manana morontsiraka ao amin' ny Hoala Persika.

Ny renivohiny dia i Doha. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 11 571 km2 ny velarany ary miisa 1 903 447 ny mponina araka ny fanisana natao tamin' ny 2013. Ny faritr' ora dia +3.

Katara
Sainan' i Katara
Katara
Saritanin' i Katara

Saikanosy lemaka, saika tany efitra maina, ny tanin' i Katara. Fasika midadasika no hita ao atsimo, fa ny ao avaratra kosa dia rakotra zavamaniry.

Katara

Ny mponina ao Katara, izay atao hoe Katary, dia saika Bedoina Arabo, izay mahatratra 20 % n’  ny mponina. Ny 80 % n' ny mponina dia mpitady ravinahitra avy any ivelan' ilay firenena. Manaraka ny fivavahana silamo ny ankabetsahan’ ny mponina.

Katara

Ny fitrandrahana solitany no seha-pamokarana mampidi-bola voaohany any Katara. Ny mpitondra ny firenen' i Katara dia emira, ka atao hoe emirata ity firenana ity. Nahazo ny fahaleovan-tenany ilay firenena tamin' ny taona 1971.       

Jereo koa

Firenena ao Azia:

Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.

Kôntinenta eto an-tany

Katara 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Atsinanana AkaikyAziaDohaHoala Persika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Razafinimanjaka RaketakaAndriantompokoindrindra (foko)1997AkohoFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraMWashington D.C.Baskin-RobbinsIOmbyKabaryAmerikaFifohazana FarihimenaFiteny tsovasaRirininaTsirinteny sara-droaAngatra (aretina)IndiaFanjakana MitambatraFitiavanaFahaterahanaFivavahan-drazana malagasyDrônaEvanjelin' ny Roa ambin' ny foloMasikoroBob KhannaFiteny tatara krimeanaRavinalaNtaoloMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyAmalonaArgonautesZairaFaritra AnalamangaHasinaISO 4217Fiteny tamilyFiteny japôneyEtazoniaFahafatesanaFanambadianaVondrom-bokin' i Nag HammadiFahefana mpanatanterakaRoberto VaccaFiteny antemoroSakramenta ao amin' ny prôtestantismaVadin' i MohamadyFanjakan' ImerinaFitsarana faranyAndriamasinavalonaApôkrifan' ny Testamenta VaovaoAnganoRazana (finoana malagasy)Apôkrifan' i JoanyFiteny sakalavaItaliaAntefasyRajoelina AndryÉmile DurkheimPaoly (apôstôly)EzekielaJFijyRah-CkikyVoahangyAndrianjakaFanatontoloanaFahaleovantenaSakalavaTom KilburnFanjanahantanyApôkalipsin' i Pseodô-Metôdiôsy🡆 More