Mania

I Mania dia reniranon' i Madagasikara mitodika mankany andrefana, manompo an' i Tsiribihina, izay manana halava 280 km, mipoitra avy avy ao afovoan-tany ao amin'ny ala avaratra atsinanan' ny kaomin' i Miarinavaratra.

Ny tapany voalohany dia atao hoe Fisakana, izay manondraka ny faritra Betsileo avaratra, avy eo izy mihaona amin' i Mahajilo ka mamorona an' i Tsiribihina. Avy amin' ny anarany ny anaran' ny faritra Amoron'i Mania ao amin' ny faritanin' i Fianarantsoa. Ireto ny renirano manompo azy: Ivato, Imorona, Ikoly, Menala, Sakeny, Fitanamaria, Sakorendrika, Manandona, Isakely ary Iandratsay.

Mania
Mania
Carte Mania

Jereo koa

Tags:

Faritanin'i FianarantsoaFaritra Amoron'i ManiaMadagasikaraMiarinavaratraSakenyTsiribihina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

BatisaEpistily ho an' ny RômanaTsekôslôvakia6 AogositraMontanaArjentinaFehezanteny24 FebroaryFahababoana tany BabilônaFambolena800Fidangan' ny vidim-piainanaFanandevozanaAsan' ny ApôstôlyMadagasikara zanatany frantsaySodànaKharg (nosy)MatoantenyKristianisma eto MadagasikaraMesôpôtamiaFanahy MasinaHarin-karena faobeBatismaRivodozaFatranaAlakaosyLoza folo tao EgiptaPoaceaeKinshasaLouis-Claude Vincent1888AdijadyEtazoniaFisaraham-pahefanaTetiandro gregôrianaBretagne-d'ArmagnacBaolina kitraAotrisyRanoTrondroFivarotana andevoAndriamasinavalonaAntom-pisian'ny olonaFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraFiteny hebreoAveloNelson MandelaLisbonFanambaràna ny hevitry ny nofyIsaNikodaAbbasabad, MazandaranAfrikaAhidamboFanandroana malagasyAfrika AfovoanyMarovatoListrin'ny Farihy eto MadagasikaraLisitry ny filohan' i MadagasikaraFisoronana sy fanalana vintanaFirenena MikambanaPôlitikaEpifaniaTaom-baovao malagasyFitiavanaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)SeptambraPaska jiosyVolana (fotoana)MôsikaoVolgataBoky🡆 More