Mangoro

I Mangoro dia onin' i Madagasikara, izay mivarina miantsinanana ao amin'ny Ranomasimbe Indiana eo anelanelan'i Salehy ao avaratra sy i Ambodiharina ao atsimo, sady manana halavana 300 km.

Ao avaratra atsinanan' Anjozorobe, faritra Analamanga, no misy ny fipoirany, manana haambo 1 100 m any ho any. Manompo azy ny renirano Onive (ao akaikin'i Sandranadra, 200 km miala ny loharano) sy Nosivolo. Noho ny fisian'ny renirano maro manompo azy dia tsy mety mihena ambany ny ranon'i Mangoro. Ireto avy ny toerana manakaiky ny fandalovany ao Betamotanoː Ambodiramiavona, Andovolalina, Ampasimadinika, Sakalava, Maromitety II, Sandranandra, Antrandrokomby, Sahampasina, Ambatomaro, Ampasimaneva, Manakana, Antseranambe, Ambohibakoka, Ankarefo, Ambohitraivo, Antanifotsy ary Ambodifano. Eo amin'ny fivarinany any an-dranomasina izy dia iampitan'ny lalam-prenena faha-11.

Mangoro
Mangoro
Mangoro
Mangoro
Mangoro
I Mangoro any an-dranomasina.

Jereo koa

Tags:

AmbodiharinaAnjozorobeFaritra AnalamangaMadagasikaraNosivoloOniveRanomasimbe Indiana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MenakaFilôzôfiaISO 4217ZavaboaryWikiLalan-jazaLahatra (finoana malagasy)SakarahaAurangzebVolaIowaFanahin' ny vatanaBaiboly katôlikaI1971RakibolanaBetsimisarakaEndrika araka anjara asaBokin' i HenôkaRatsiraka DidierAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaTetiandro malagasyWayback MachineBokin' i EzekielaPaoly (apôstôly)AntambahoakaSilamo eto MadagasikaraVoankazoFaritra AnosyRanoTany lemakaTovona (fitsipiteny)EzekielaFanahy MasinaAntananarivoFifohazana FarihimenaKôrea AtsimoZhuge LiangZafisoroTokantranoPrôtektôrata Frantsain' i MadagasikaraFanekem-pinoana nikeanaAkohoFiteny jeôrjianaFanatontoloanaFiteny anglisyAsa (mpanjakan' i Jodà)AriaryLisitry ny filohan' i MadagasikaraAnjara asa (fitsipiteny)MerinaKabary tera-baoFanandroana malagasyApôkrifan' ny Testamenta VaovaoFiteny sakalavaAndriantompokoindrindraMasikoroAnjelyFahefana Avon' ny TetezamitaFitiavanaRangitaTestamenta VaovaoEvan'ny zodiakaFandikan-tenyFiangonana Loterana MalagasyFasanaAlemainaKanadaKininina (zavamaniry)(28353) ChrisnielsenTantaran' ny kristianismaEvanjelin' i Barnabà🡆 More