Manga

Ny manga dia voankazo avy amin' ny zavamaniry mitovy anarana aminy, antsoina amin' ny anarana ara-tsiansa hoe Genus Mangifera, hazo ao amin' ny fianankavian' ny Anacardiaceae.

Avy any India ny manga, ary volena eny amin' ny faritra manana toetanin-jana-pehin-tany manerana ny tany. Anisan' ny voakazo vokarina noho ny ranony, noho ny tsirony ary noho ny lokony ny manga.

Manga
Manga
Manga
Manga
Manga
A mango tree in full bloom in Kerala, India

Avy amin' ny teny pôrtogey hoe manga, izay avy amin' ny teny malaialamo hoe മാങ്ങ / māṅga, izay avy amin' ny teny tamoly hoe மாங்காய், māṅgā, ny teny malagasy hoe manga.

Manga
Manga masaka

Toetoetrany

Afaka telo na enim-bolana ny manga vao masaka. Miovaova ny hangeza sy ny lokon' ny manga masaka, mety mavo, laoranjy, mena na maintso rehefa masaka, araka ny karazany. Rehefa masaka ny manga, dia misy fofona mampiavaka azy manokana avoakany.

Jereo koa

Tags:

IndiaToetanin-jana-pehin-tanyVoankazo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Filazam-potoana (fitsipiteny)Fiteny serbaAndreas SchnaasBokin' i IsaiaMistery masinaLibàna1790René CouzinetOnitiana RealyCrespin, NordFiteny penjaby640HelfautVirijiny (fanandroana)AmbatolaonaLalan-jazaRivo-doza KatrinaIndiaRalaimongo JeanGoogleSaint-Remy-du-NordHaisoratraCunacNahavandFitenyAdolf HitlerOmbyFirenena19762004Yelena TornikiduFaritanin' i FianarantsoaTendrombohitra GarizimaFiangonana Loterana MalagasySolombavambahoaka(102587) 1999 UA50MosesyHoratio NelsonChadibeZanabintanaKanônan' ny BaibolyGeorge Weah430KinshasaKnut HartwigMpampiankinaAlohotsyAntambaGoaikaRova ManjakamiadanaHesmondFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraAmbohimandrosoFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaSalvadôroKing VidorYokohamaFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaVintana (finoan-drazana malagasy)MiddelburgFanagasianaFoko eto MadagasikaraÔgoza (vahoaka)Emirata Arabo MitambatraAbbas JamalipourZavamaniry19711802WikiOlik'aratraVolanaIsmaelaSokajin-teny🡆 More