Ny Maingoka na Alakarabo no vintana fahavalo amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka.
Ny Mizana no eo alohany ary ny Mpitifitra Tsipìka no manaraka azy.
Eo amin'ny 20 Novambra hatramin' ny 29 Novambra ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny fari-danitry ny antokon-kintana Maingoka. Amin' ny 23 Oktobra hatramin' ny 22 Novambra ny fari-potoan' ny Maingoka ao amin' ny zôdiaka mikisaka fa amin' ny 16 Novambra hatramin' ny 15 Desambra izany araka ny zôdiakan-kintana.
Evan' ny zôdiaka:
Antokon-kintan' ny zôdiaka:
Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Maingoka (fanandroana), which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.