Loko Litorjika

Ny loko lotorjika dia ny lokon' ny fitafiana sy ny lokon' ny lamba hafa na ny an' ny fanaingoana ampiasaina ao amin' ny kristianisma mba hanomezana heviny ara-panahy am-pamantarana ny fimbafomba sy ny fankalazana amin' ny fari-potoana iray ao amin' ny tetiandro litorjika.

Ny hevitry ny loko litorjika dia marin-toerana kokoa raha mitaha amin' ny endriky ny fitafiam-pisoronana. Na ny hevitry ny loko, na ny endriky ny fitafiana dia miovaova arakaraka ny kolontsaina sy ny vanimpotoana. Misy fifandraisana amin' ny lohahevitra tiana hanjaka amin' ny fe-potoana na fankalazana iray ny loko litorjika.

Ao amin' ny Fiangonana katôlika dia misy loko sasany ampiasaina amin' ny fotoana sasany: nyvolomparasy amin' ny Fiaviana (na Advento) sy amin' ny Karemy, ny fotsy amin' ny Noely sy ny Paka (na Paska), ny mena amin' ny Pentekôty (na Pentekôsta) ary ny maitso amin' ny fotoana mandava-taona (fotoana tsotra).

Jereo koa

Tags:

KolontsainaKristianismaTetiandro litorjika kristiana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ArgonautesFaritany eto MadagasikaraGrenadyAnjelyFitsipi-pitenenanaFamadihanaRanoAdy Lehibe FaharoaKofi AnnanRakotozandry DanielISO 4217HovaFoko eto MadagasikaraRavinalaBaiboly amin' ny teny malagasyAbidyMorondavaRafitra fitantanana votoatinyRalamboAriaryBob KhannaVazimbaAmerika LatinaFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraFiteny japôneyTsindrimandry (fivavahana)Tantaran' i EtazoniaKristianisma eto MadagasikaraFasanaAbdellatif FellainiOniversiteTontolo iainanaEorôpaBayer 04 LeverkusenAngatra (aretina)Faritra AnosyAndrianjakaFitsarana faranySilamo eto MadagasikaraImanoelaSokelaAntesakaEndrika araka anjara asaFianarantsoaFanandroana1971Mpiandry tsaraWikiApôkalipsy gnôstikan' i PeteraFiangonana Loterana MalagasyFifohazana FarihimenaFiteny antemoroLokangaGovernemantaFanjanahantanyPôlitika eto MadagasikaraTobilehibe FarihimenaFivarotana andevoAndriamanitra (ankapobeny)HasinaBokin' i EzekielaBatisaTranonkalaIndiaFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014FanatontoloanaPrôtestantisma eto MadagasikaraAdimizanaThe Coca-Cola CompanyFanambaràna ny hevitry ny nofyAkohoApôkalipsa Gnôstikan' i PieraZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankina🡆 More