Loi-Cadre Defferre

Ny Loi-cadre Defferre dia ilay Lalàna laharana faha-56-619 tamin' ny 23 Jona 1956, fantatra amin' ny anarana hoe Loi-cadre, izay manome alalana ny governemanta frantsay hanatanteraka fanavaozana sy handray fepetra mifanaraka amin' izany mba hiantohana ny fampandrosoana ny fari-tany eo ambany fiandraiketan' ny ministeran' i France d’outre-mer.

Ny hetsika nataon' i Gaston Defferre, minisitry ny ampitan-dranomasina frantsay sady ben' ny tanànan' i Marseille, sy Félix Houphouët-Boigny, filoha voalohan' i Côte d'Ivoire ary ben' ny tanànan' i Abidjan.

Jereo koa

Tags:

AbidjanFélix Houphouët-BoignyKôtidivoaraMarseille

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FinlandyFitsapan-kevi-bahoakaPellevoisinToliaraJodaismaFanahy Masina (kristianisma)TrombaSary800KyivEglizy katôlika rômaninaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraFambolenaFaritany AmerikanaForyMatoantenyTantaraBiôgrafiaBatismaLavarsFanenomanaKolontsainaGregoriosy avy any NisaRabatFarao ao amin' ny BaibolyOzbekistàna1974Fanavakavaham-bolon-koditraFloridaTestamenta TalohaMianmaraSoavalyFanahy (kolontsaina malagasy)1855Fiteny romantsaIstanbul2007Firenena MikambanaLambamenaTantaran' i MadagasikaraFiainana aorian' ny fahafatesanaPôlitika eto MadagasikaraMusianFiteny samôrô1970Fiteny espaniôlaRAdizaoza1744Al-BiruniWayback MachineFiteny aromanianaRômaFaritra AnalamangaListrin'ny Farihy eto MadagasikaraBokin' i Isaia2016Madagasikara zanatany frantsayBokin' ny SalamoEndolzansyAntananarivoDavid N'GogLouis Pasteur2004IrànaSoson-drivotry ny tanyQotbabadRepoblika MalagasyKharg (nosy)Fiteny hebreoFiangonana ôrtôdôksa tatsinananaPaoly (apôstôly)Solombavambahoaka🡆 More