Ny lembalemba dia endiky ny vohon' ny tany izay manana haambo avo kokoa raha mitaha amin' ny faritra manodidinba azy sady midadasika nefa tsy dia mikintoana loatra tsy tahaka ny tendrombohitra.
Iray amin' ny endrika telo lehiben' ny vohon' ny tany ny lembalemba, ka ny roa hafa, dia ny tany lemaka sy ny tendrombohitra. Faritra ara-jeôgrafia ahitana renirano mikoriana any ambany lalina ny lembalemba, tsy tahaka ny tany lemaka izay ikorianan-drano saika mitovy haavo amin' ny tany. Tsy dia mikintoana loatra ny vohon' ny tany anelanelan-drenirano ao amin' ny lembalemba , ka izay no iavahany amin' ny tendrombohitra.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Lembalemba, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.