Krisma

Ny krisma dia eva famantarana kristiana izay efa nampiasaina tamin' ny vanimpotoan' ny kristianisma voalohany.

Ny litera grika Ι (iota) sy Χ (khi) no mamorona azy — izay litera anombohan' ny anarana hoe Ἰησοῦς Χριστός / Iêsoûs Khristos ("Jesoa Kristy" na "Jesosy Kristy") — avy eo, taty aoriana, ny litera grika Χ (khi) sy Ρ (rhô) — litera roa voalohany ao amin' ny hoe Χριστός / Khristos ("Kristy") — ny fampiasana io fomba fanoratra voaresaka farany io, izay mifamatotra amin' ilay emperora rômana kristiana voalohany Kônstantino I, dia nisolo ilay voaresaka voalohany. Ny krisma dia fahita tany Atsinanana, indrindra tao amin' ny ampahany atsinanana tao amin' ny Empira Rômana taloha.

Krisma
Krisma Χ (khi) sy Ρ (rhô).
Krisma
Krisma Ι (iota) sy Χ (khi)

Raha manao an' io famantarana io hoe Chrisme ny teny frantsay, ny teny anglisy kosa manao hoe Chi Rho.

Jereo koa

Tags:

Abidy grikaEmpira RômanaKristianismaKônstantino I

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanekem-pinoana(105416) 2000 QY161RosiaAlahamadyBootjack, KaliforniaAmerika AvaratraKôrà (zanak' i Esao)AdimizanaFiangonana zandrinyIndiaAmbohimangaMississipi (renirano)AntananarivoRainilaiarivonyFahasalamanaBaiboly amin' ny teny malagasyAsidra dezôksiribôniokleikaPatrick EbertEorôpa Atsimo-AtsinananaLloyd KaufmanZanak' OlonaRepoblika Demôkratikan' i KôngôFahaleovantenaBokin' i JeoSihanaka'''Huguette Monestier'''SeiselyParakyKelsôsy20051963Arthur C. ClarkePoaceaeHendersonville, TennesseeBob DylanFilipinaDokuWikiApôkalipsy voalohan' i JakôbaBatismaEbrahim HatamikiaTendrombohitra roa ambin' ny folon' ImerinaLambamenaViennaVolaLoksemborgaFirenenaTambintenyVatohandrinaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Tontolo iainanaAterineto633Bernard Renau d'EliçagaraySoratra MasinaAugustin rajonWorcester, MassachusettsHansel et GretelFiteny malagasy28 MartsaFanagasianaRSSWiki FoundationDumboApôkalipsin' i StefanaFiteny bengalySamôaFoko eto MadagasikaraAziaTantaraTorovintanaMosavy (finoana malagasy)Ady Lehibe VoalohanyRosiana (vahoaka)Repoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Nosy KanariaFanahy Masina🡆 More