Klemento Avy Any Rôma

I Klemento avy any Rôma na Klemento I dia isan' ireo Rain' ny Fiangonana (na Aban' ny Eglizy) atao hoe Ray Apôstôlika izy.

Klemento avy any Rôma
Klemento Avy Any Rôma
Ankapobeny
Anarana Klemento avy any Rôma
Teraka Taona 40
Maty Taona 99
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Empira Rômana
Asa :
  • mpanao asa soratra
Fiainana manokana

Mpanao asa soratra mizaka ny zom-pirenen' ny Empira Rômana teraka tamin' ny taona 40 tao Rôma izy ary maty tamin' ny taona 99 tao Rôma ihany. Atao hoe Clemens Romanus izy amin'ny teny latina. Araka ny filazan' i Ireneo avy any Logdanoma dia eveka fahatelo tao Rôma i Klemento sady nifankalala amin' i Piera (na Petera) sy Paoly. Ray Apôstôlika voalohany sady papa izy, nanoratra epistily iray izay nalefan' ny Fiangonan' i Rôma tamin' ny taonjato voalohany ho an' ny Fiangonana any Kôrinto. Fantatra noho io taratasy io sy noho ny vavolombelona maro ny momba azy.

Araka an' i Ireneo sy i Tertoliano ary i Eosebiôsy avy any Kaisarea fa i Klemento dia iray amin' ireo eveka voalohan' i Rôma, dimbin' i Pieta. Ankehitriny dia ataon' ny Katôlika rômana ho papa fahefatra izy (Papa Klemento I).

Jereo koa

Rohy ivelany

Klemento Avy Any Rôma 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Empira RomanaEvekaFiteny latinaIreneo avy any LogdanomaPaoly (apostoly)PapaPeteraRain' ny FiangonanaRay ApôstôlikaRôma

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Malagasy (vahoaka)Bokin' ny FahendrenaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Misiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraFilaza mandidyMadagasikara zanatany frantsayAsombolaAveloKôràFihetseham-poBibilavaFiteny serbaAdimizanaArjentinaMosesyFiteny sakalavaVorombolaHaitsikerafitenyTohu wa-BohuFaraoOnjam-peoJorge GonzálezFiteny antefasyHendersonville, TennesseeVoronaRainay any an-danitraPôlitikaAnjelyJapànaTestamenta TalohaAugustin rajonSaretySinaAbidy grikaZafimaniryATrixie Gardner, Baroness Gardner of ParkesKôlômbiaMpisolo fotoana19 Aogositra1994ZanamalataLembalemba IranianaFototenyFBokin' ny SalamoSetianismaLoza folo tao EgiptaRabibyAmpiposahana (faritra)Siméon RajaonaFiainana ara-panahyÔlimpôsy (Torkia)Fanekem-pinoana apôstôlikaTendrontanyAzerbaijàna IranianaFiteny neerlandeyArabia SaoditaKameronaAsidra dezôksiribôniokleikaSugar Land, TexasFokom-pirenen' i IsraelyBaiboly amin' ny teny malagasyToetanin-jana-pehin-tanyIrànaKilamba-KiaxiKabaryVolanaFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoRepoblika Malagasy🡆 More